Polandball: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Skipi (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8
Andalana faha-10:
Manana ny fiaviany amin'ny "ady" mampifaninana ny mpampiasa aterineto poloney amin'ny firenena hafa eo amin'ny drawball.com ny Polandball. Ny tranonkala drawball.com dia manome taratasy virtoaly hahafahan'ireo mpampiasa sy mpitsidika manao kisarisarin'ny zavatra izay tiany, ary koa hahafahana manova ny sarin'ny hafa.
 
Eo amin'ny aterineto poloney kosa dia nipoitra ny hevitra fanaovana ny sarin'ny sain'i Polonia, ary poloney isaina amin'ny arivo no nifanaraka niasa ary nanao drawball mitondra loko fotsy ambony ary mena ambany. "Polska" (Polonia) no soratra eo ampivoan'ilay baolina. Niaraka tamin'i 4chan, norakofana svastika ngeza be ilay baolina.<ref name="gazeta">{{cite news|url=http://wyborcza.pl/1,86116,7462232,Wyniosle_lol_zaborcow__czyli_Polandball.html|title=Wyniosłe lol zaborców, czyli Polandball|last=Orliński|first=Wojciech|authorlink=Wojciech Orliński|date=16 January 2010|publisher=[[Gazeta Wyborcza]]|language=Polish|accessdate=25 March 2012}}</ref><ref name="cooltura">{{cite news|url=http://www.elondyn.co.uk/newsy,wpis,7731|title=Znowu lecą z nami w... kulki|last=Zapałowski|first=Radosław|date=15 February 2010|publisher=[[Cooltura]]|language=Polish|accessdate=22 March 2012|archivedate=2014-08-05|archiveurl=https://www.webcitation.org/6Rat4O7DW?url=http://www.elondyn.co.uk/newsy,wpis,7731|deadurl=yes}}</ref>
 
I Krautchan.net dia fametrahan-tsary alemàna ; ampiasain'ny mpiteny anglisy matetika anefa ny baoritra /INT/. Mpampiasa britanika mitondra ny anarana ''Falco'' eo amin'i /INT/ no heverina fa olona namorona ilay Polandball ny taona 2009. [[Paint]] no nampiasainy. Anglisy tsy madiorano no nampiasaina. Taty aoriana moa dia ny rosiana no tena mandray anjara amin'io Polandball io.<ref name="gazeta" /><ref name="przeglad">{{cite news|url=http://www.przeglad-tygodnik.pl/pl/artykul/fenomem|title=Fenomem - Polska nie umieć kosmos|last=Kapiszewski|first=Kuba|date=13/2010|publisher=[[Przegląd]]|language=Polish|accessdate=26 March 2012}}</ref><ref name="KYM">{{cite web|url=http://knowyourmeme.com/memes/polandball|title=Polandball|publisher=[[Knowyourmeme]]|accessdate=26