Mahinda Rajapakse: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 45 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q57338 (translate me)
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8
 
Andalana faha-5:
== Fiainana ==
 
I Rajapaksa dia teraka tany atsimon'i [[Sri-Lanka]], tanaty fianankavian'ny ôligarsia : ny rainy, D. A. Rajapaksa, dia [[minisitry ny Fambolena]] kôlônialin'ny [[Wijeyananda Dahanayake]] (1959-1960), ary ny dadatoany, D. M. Rajapaksa, dia mpanolo-tsaim-pirenenan'ny firenen'i Ceylan tamin'ny 1930. I D. M. Rajapaksa dia nitondra lay volontsokola nentin'ny tantsaha mamboly [[eleozina]], eva mbola entin'i zana-dralahiny Mahinda<ref name=Bio> [http://www.presidentsfund.gov.lk/presidentsprofile.html Biôgrafia ofisialin'ny] {{Wayback|url=http://www.presidentsfund.gov.lk/presidentsprofile.html |date=20070704224327 }} filoha (eo amin'ny sehatra ny governemanta) </ref>.
 
Nianatra tao amin'ny [[Kolejy Richnond]], any [[Galle]] (120 km-n'ny [[Kolombo]]) aloha ny mihakatra an-drenivohitra, nianatra tao amin'ny [[Nalanda College Colombo]] (bodhista), sy tao amin'ny [[Thurstan College]]<ref name=Bio/>. Tao aorian'ny fahafatesan'ny rainy, tamin'ny 1967, lasa kandidan'ny [[SLFP]] ([[Antoko]] Sri-lankein'ny [[fahalalahana]]) izy tao amin'ny fizaram-paritany nahabe anazy tao [[Beliatta]]. Telo taona teo aoriana, niditra tany amin'ny Antenimiera izy, ary depiote Sri-lankey tanora indrindra izy (24 taona) ; ny fisiany dia eo anivo-ankavia<ref name=Bio/>.