Jiosy igbô : Fahasamihafan'ny versiona roa

Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8
(Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8)
Ny Igbo dia milaza ny tenany fa avy amin'ny [[fokon'i Efraima]] sy ny [[fokon'i Naftaly]] sy ny [[fokon'i Manase]] sy ny [[fokon'i Levy]] sy ny [[fokon'i Zebolona]] ary ny [[fokon'i Gada]]. Izany fiheverana izany anefa tsy voamarin'ny fandalinana tsara ny tantara. Ny mpahay tantara dia nandinika ny literatiora ara-tantaran'i Afrika Andrefana tamin'ny vanimpotoan'ny fanjanahantany sady nanao izay hampazava tsara ny anjara asa sahanin'izany fiheverabna izany ho an'ireo olona manohana sy nanoratra izany <ref><small>Sanders, Edith (1963). [https://www.jstor.org/stable/179896 "The Hamitic Hypothesis: Its Origin and Functions in Time Perspective"]. ''Journal of African History''. '''10''' (4): 521–532. JSTOR 179896.</small></ref> <ref><small>achernuk, Philip (1994). [https://www.jstor.org/stable/182643?seq=1#page_scan_tab_contents "Of Origins and Colonial Order: Southern Nigerians and the 'Hamitic Hypothesis' c. 1870-1970"]. ''Journal of African History''. '''35''' (3): 427–55. doi:10.1017/s0021853700026785. JSTOR 182643.</small></ref>.
 
Amin'izao fotoana izao dia misy sinagoga miisa 26 ny any Nizeria ary ny vahoaka jiosy igbo dia heverina fa miisa 40 000 any ho any, raha miisa 140 000 000 ny Nizeriana. Ny Igbo any Abuja no betsaka indrindra ary no ahitana ny singogan'i Gihon sy ny an'i Port Harcourt ao amin'ny tapany atsimon'i Nizeria. Ny fivavahan'ny Jiosy igbo dia tarihin'ny raby Hoxard Gorin<ref><small>Joanne Palmer, [https://uscj.org/Becoming_Jewish6982.html "How a Nice Jewish Boy Became a Chief Rabbi in Nigeria] {{Wayback|url=https://uscj.org/Becoming_Jewish6982.html |date=20131216123941 }}" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.uscj.org%2FBecoming_Jewish6982.html Tahiry]], United Synagogue of Conservative Judaism, 2006.</small></ref>.
 
Tsy ny Jiosy igbo ihany no foko ao Nizeria miaiky ny tenany fa taranaka jiosy, fa ao koa ny foko hafa izay samy manaraka ny jodaisma ka ny sasany aminy dia ao amin'ny foko Iôroba.
12 022

modifications