Fanambaràna mitohy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Ao amin'ny kristianisma ==
Ao amin'ny kristianisma dia hita indrindra izany ao amin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany]], ao amin'ny [[Fiangonan'ny Sakaiza]] (Quakers) ary ny [[pentekotisma]] sy [[kristianisma karismatika]], na dia hita koa aza izany amin'ny antokom-pinoana hafa.

== Ao amin'ny taoisma ==
Ny fanambaràna mitohy koa dia endriky ny fombam-pivavahana ao amin'ny [[taoisma]].
 
== Ao amin'ny finoana bahay ==