Fanambaràna mitohy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fanambaràna mitohy''' dia [[Fanambaràna (finoana)|fanambaràn]]-tenan'Andriamanitra amin'ny olombelona izay tsy nitsahatra tamin'ny fotoana lasa fa mitohy mandraka ankehitriny.

== Ao amin'ny Kristianismakristianisma ==
Ao amin'ny kristianisma dia hita indrindra izany ao amin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany]], ao amin'ny [[Fiangonan'ny Sakaiza]] (Quakers) ary ny [[pentekotisma]] sy [[kristianisma karismatika]], na dia hita koa aza izany amin'ny antokom-pinoana hafa. Ny fanambaràna mitohy koa dia endriky ny fombam-pivavahana ao amin'ny [[taoisma]].

== Ao amin'ny finoana bahay ==
Ao amin'ny [[finoana bahay]] dia fampianarana lehibe ny atao hoe [[fanambaràna miandalana]] izay miseho amin'ny fotoana mifanelanelana lavitra.
 
== Jereo koa ==