Fanambaràna (finoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
== Ny fanambaràna ==
 
=== Ny fanambaràna, amin' ny jodaisma ===
Ao amin' ny [[jodaisma]], araka ny [[Bokin'ny Eksaody|Bokin' ny Eksaody]] (na [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]) ao amin' ny [[Baiboly]], dia fanambaràna ny fahitan' i Môizy (na [[Mosesy]]) ny roimemy mirehitra nefa tsy levona, sy ny nandrenesany ny feon' Andriamanitra avy tao amin' izany afioafo izany. Fanambaràna koa ny fivoahan' ny [[Zanak'i Israely|Zanak' i Israely]] avy tany Egipta. Zava-dehibe eo amin' ny finoan' ny [[Jiosy]] ny fanambaràna nataon' ny [[Mpaminany (sokajy ao amin'ny Baiboly hebreo)|mpaminany]].
 
=== Ny fanambaràna, amin' ny kristianisma ===
[[Sary:Saint John on Patmos.jpg|vignette|Ny fahitan'i Joany tao Patmosy|233x233px]]Mino ny fisian' ny fanambaràna ankapobeny ny [[Kristianisma|Kristiana]] sady mino koa ny fanambaràna manokana. Ny fanambaràna ny fitiavan' Andriamanitra ny olona sy ny fanambaràna ny [[famonjena]] azy ireo dia [[Fahatongavana ho nofo (kristianisma)|tonga nofo]] ao amin' i tenan' i [[Jesoa Kristy]], araka ny ambaran' ny [[Testamenta Taloha]] izay hazavaina amin' ny alalan' ny [[Testamenta Vaovao]] (sy ny [[Lovam-pinoanapampianarana]] ary ny fahefam-piangonana, ao amin' ny [[katolisisma|katôlisisma]] sy ny [[kristianisma ortodoksa|kristianisma ôrtôdôksa]]).
 
Izany fanambaràna izany dia ampahatsiahivina mandritra ny fanompoam-pivavanana manaraka [[litorjia]], ary ho tonga amin' ny fara tampony amin' ny [[Fiaviana fanindroany|fiverenan' i Jesoa indray]] izay fisehioanfisehoan' Andriamanitra tsy misy takona, atao hoe [[parosia]].
 
=== Ny fanambaràna, amin' ny finoana silamo ===
[[Sary:Mohammed receiving revelation from the angel Gabriel.jpg|vignette|Ny Mpaminany Mohamady mandray ny Kor'any avy amin'ny anjely Gabriela. Notsoahana tao amin'ny ''Jami' al-Tawarikh'' (''Tantaran' izao tontolo izao'') nataon'i Rashid al-Din, Tabriz, Persia, taona 1307.|159x159px199x199px]]
Ny fanambaràn' Andriamanitra dia mitana anjara toerana lehibe eo amin' ny [[finoana silamo]]. Ny filaminana misy eo amin' ny zavaboary dia fanambaràna ankapobeny koa amin' ny SilamoMiozolmana, na dia anteriny ny fanambaràna manokana azon' ny olona sasany manam-pifandraisana akaiky kokoa amin' Andriamanitra.
 
Amin' ny mpino silamo dia fanambaràna ny nadrenesan' i [[Mohamady]] feon-dakolosy niova ho teny. Milaza ny [[Kor'any]] fa nambaran' Andriamanitra tenany ny tenyvoanteny tsirairay sy ny litera tsirairay ao aminy. Mino ny Miozolmana fa nambarany amin' i Mohamady ny hafatra farany ho an' ny olombelona tamin' ny alalan' ny [[anjely]] Jibrily (na [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]]). Mpaminany farany i Mohamady ka ny fanambaràna azony dia nomena azy amin' ny endrika boky masina, dia ny Kor'any. Ny Kor'any no fanambaràna tongalafatra ny amin' Andriamanitra amin' ny olombelona, izay tsy diso mandra-pahatongavan' ny andron' ny [[fitsanganan-ko velona]] izay atao hoe [[Fitsarana farany|andron' ny fitsarana farany]] koa.
 
== Fanambaràna mitohy sy fanambaràna miandalana ==
 
=== Fanambaràna mitohy ===
Ny [[fanambaràna mitohy]] dia fanambaràn-tenan' Andriamanitra amin' ny olombelona izay tsy nitsahatra tamin' ny fotoana lasa fa mitohy mandraka ankehitriny. Ao amin' ny Kristianisma dia hita indrindra izany ao amin' ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany]], ao amin'ny [[Fiangonan'ny Sakaiza|Fiangonan' ny Sakaiza]] (''Quakers'') ary ny [[pentekotisma]] sy [[kristianisma karismatika]], na dia hita koa aza izany amin' ny antokom-pinoana hafa.
 
==== Ao amin' ny fiangonana kristiana sasany ====
Ny [[fanambaràna mitohy]] dia fanambaràn-tenan' Andriamanitra amin' ny olombelona izay tsy nitsahatra tamin' ny fotoana lasa fa mitohy mandraka ankehitriny. Ao amin' ny Kristianismakristianisma dia hita indrindra izany ao amin' ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany]], ao amin' ny [[Fiangonan'ny Sakaiza|Fiangonan' ny Sakaiza]] (''Quakers'') ary ny [[pentekotisma]] sy [[kristianisma karismatika]], na dia hita koa aza izany amin' ny antokom-pinoana hafa.
 
==== Ao amin' ny fivavahana hafa ====
Ny fanambaràna mitohy koa dia endriky ny fombam-pivavahana ao amin' ny [[taoisma]].
 
=== Fanambaràna miandalana ===
Ny fanambaràna miandalana dia fotopampianarana lehibe ao amin' ny [[finoana bahay]], izay milaza fa ny fahamarinana ara-pivavahana dia ambaran' [[Andriamanitra]] miandalana sy amin' ny vanimpotoana tsirairay amin' ny alalan' ny hafatra mifandimby avy aminy, ary ny fomba fampitana azy araka ny fotopampianarana samihafa dia mifanentana amin' ny fivoarana ara-potoana sy ara-kolontsaina. Noho izany dia eken' ny Bahay ny maha avy amin' Andriamanitra ny [[fivavahana]] maro manerana izao tontolo izao, ary heverin' izy ireo fa dingana miavaka tsirairay eo amin' ny tantaran' ny fivavahana tokana ireo fivavahana toa samihafa ireo. Milaza ny mpino bahay fa ny fanambaràna azon' i [[Bahá'u'lláh]] no vaovao indrindra sy manan-danja indrindra eo amin' ny fiarahamonina ankehitriny.
 
==== Ao amin' ny bahaisma ====
Izany fiheverana izany dia mifamatotra amin' ny maha tokana ny finoana bahay sy amin' ny fomban' ireo [[mpaminany]] izay antsoin' izy ireo hoe "Fisehoan' Andriamanitra". Izany koa dia mifamatotra amin' ny fomba fijery bahay momba ny tanjona sy ny toetran' ny fivavahana, ny lalàna, ny zavatra inoana, ny kolontsaina ary ny tantara. Noho izany dia heveriny ho sady miandalana ny no mitohy ny fanambaràna avy amin' Andriamanitra ka tsy misy fiafarany.
Ny fanambaràna miandalana dia fotopampianarana[[foto-pampianarana]] lehibe ao amin' ny [[finoana bahay]], izay milaza fa ny fahamarinana ara-pivavahana dia ambaran' [[Andriamanitra]] miandalana sy amin' ny vanimpotoana tsirairay amin' ny alalan' ny hafatra mifandimby avy aminy, ary ny fomba fampitana azy araka ny fotopampianaranafoto-pampianarana samihafa dia mifanentana amin' ny fivoarana ara-potoana sy ara-kolontsaina. Noho izany dia eken' ny Bahay ny maha avy amin' Andriamanitra ny [[fivavahana]] maro manerana izao tontolo izao, ary heverin' izy ireo fa dingana miavaka tsirairay eo amin' ny tantaran' ny fivavahana tokana ireo fivavahana toa samihafa ireo. Milaza ny mpino bahay fa ny fanambaràna azon' i [[Baháʼu'lláh|Bahá'u'lláh]] no vaovao indrindra sy manan-danja indrindra eo amin' ny fiarahamonina ankehitriny. Izany fiheverana izany dia mifamatotra amin' ny maha tokana ny finoana bahay sy amin' ny fomban' ireo [[mpaminany]] izay antsoin' izy ireo hoe "Fisehoan' Andriamanitra". Izany koa dia mifamatotra amin' ny fomba fijery bahay momba ny tanjona sy ny toetran' ny fivavahana, ny lalàna, ny zavatra inoana, ny kolontsaina ary ny tantara. Noho izany dia heveriny ho sady miandalana ny no mitohy ny fanambaràna avy amin' Andriamanitra ka tsy misy fiafarany.
 
== Jereo koa ==
 
* [[TeofaniaTeôfania]]
* [[Tsindrimandry (fivavahana)|Tsindrimandry]] na TeopneostiaTeôpneostia