Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sakramenta
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Sakramenta Masina''' dia fomba ampitana sy anomezana ny [[Fahasoavana (finoana)|fahasoavan]]' Andriamanitra, izay famantarana (na semboln' ) ny fihavanana eo amin' Andriamanitra sy ny olombelona no sady fitaovana ahatongavana amin' izany. Mandray ny [[Fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina|fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy]] ny olona mandray ny sakramenta.
 
"Ny sakramenta fito no famantarana sy fitaovana izay amin’ ny alalan’ ireo ny Fanahy Masina no mandrotsaka ny fahasoavan’ i Kristy, ilay Loha, ao amin’ ny Fiangonana Vatany. Ny Fiangonana àry no mirakitra sy mampita ny fahasoavana tsy hita maso ambarany"<ref><small>''[[Katesizin' ny Fiangonana Katôlika]]'', p. 224.</small></ref>.
 
Fito ny isan' ny sakramenta ao amin' ny Fiangonana katôlika, dia ireto avy: ny [[batemy]], ny [[eokaristia]], ny [[konfirmasiona]], ny [[Sakramentan'ny fampihavanana|sakramentan' ny fampihavanana]], ny [[fanosorana ny marary]], ny [[Sakramentan'ny fanambadiana|fanambadiana]], ary ny [[Ordinasiona (sakramenta)|ordinasiona]].