Nehemia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:108.Nehemiah Views the Ruins of Jerusalem's Walls.jpg|vignette|''Mahita ny sisam-paharavàn'ny mandan'i Jerosalema i Nehemia,'' nataon'i Gustave Doré, taona 1866.]]
I '''Nehemia''' dia [[Jiosy]] niasa tao amin' ny lapan' ny mpanjaka tao Sosa (na Soza na Sosàna) renivohitry ny [[Persia|Fanjakana persiana]] tamin’ ny nanjakan’ i [[Artakserksesy]] I. Lohandohany teo amin’ ny fiarahamonina jiosy tamin’ ny taonjato faha-5 tal. J.K izy. Izy no mpikarakara ny zava-pisotron’ ny mpanjaka sady olona nitokisan’ ny mpanjaka persiana Artakserksesy I izay nanjaka teo anelanelan’ ny [[Akemenida|taona 464 sy 424 tal. J.K]]. Atao hoe נְחֶמְיָה‎ / ''Nəḥemyāh'' izy amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].
 
Na dia nateraka tany [[Fahababoana tany Babilôna|an-tsesitany any Babilôna]] aza i Nehemia dia niraiki-po tamin’itamin’ i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]]. Rehefa tonga tao Sosa i Hanania, izay mety ho rahalahiny, dia nitantara ny zava-misy any Jerosalema, ka nalahelo tamin’ny fahasahiranana nahazo ny mponin’i Jerosalema i Nehemia. Ny fanamboarany ny tanàna sy ny fanavaozana izay nimasoany no tantaraina ao amin’ny boky mitondra ny anarany, dia ny [[Bokin'i Nehemia|Bokin' i Nehemia]], izany.
 
== Ny asa nataon’ i Nehemia ho an’ ny fireneny ==