Mishnah: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-4:
 
Ny teny hoe ''Mishnah'' (manomboka amin' ny sora-baventy) dia manondro ny asa soratra nanangonana ny andininy anarivony maro, fa ny ''mishnah'' na ''mishnayot'' (manomboka amin' ny sora-madinika) dia manondro ny andininy tsirairay. Ny [[Talmud]] dia manondro koa ireo andininy izay tsy tafiditra ao amin' ny Mishnah nefa mitambatra ho fanangona hafa manokana, izay atao hoe ''braitot''. Ny fanehoana ny ''mishnayot'' sy ny fivoasana azy, izay atao hoe [[gemarà]], dia mitambatra ka manome ny votoatin' ny Talmud.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Torah am-bava]]