Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Tanakh'' (תַּנַ"ךְ), ''Thanak'' na ''Tanak'' dia fanafohezana ny andian-[[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe:

* ''Tôrah'' ('''תּ'''וֹרָה) sy
* ''Nevi'im'' ('''נְ'''בִיאִים) ary
* ''Ketûvim'' ('''כְּ'''תוּבִים).

Ireo dia manondro ny fizaràna telo hita ao amin' ny Baiboly hebreo. Ny hoe ''Tôrah'' dia azo adika hoe "lalàna"; ny ''Nevi'im'' (na ''Nebi'im'') dia azo adika hoe "mpaminany (maro)" ary ny hoe ''Ketûvim'' (na ''Ketûbim'') dia azo adika hoe "soratra (maro)".
 
== Firafitry ny Tanakh ==
Ligne 11 ⟶ 17 :
Ny [[Torah]] (תּוֹרָה "Lalàna") dia ahitana boky dimy, ireo atao hoe [[Boky dimin'i Mosesy|Boky dimin' i Mosesy]]. Toy izao avy ny anaran' ireo boky ireo amin' ny teny hebreo ary ny fifanandrifian' ny anarana ao amin' ny Torah sy ny [[Pentateoka]]:
 
* ''Sefer Bereshit'' (בראשית "Tamin' ny Voalohany"): ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]'' (na ''Jenezy'')
 
* ''Sefer Shemot'' (שמות "Anarana"): ''[[Bokin'ny Eksodosy|EksodosyEksôdôsy]]'' (na ''Eksaody'')
 
* ''Sefer Vayikra'' na(ויקרא ''Vayikra''"Ary niantso izy"): ''[[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]'' (na ''Levitika'')
 
* ''Sefer Bemidbar'' (במדבר "Ao an-tany efitra"): ''[[Bokin'ny Nomery|Nomery]]'' (na ''Fanisana'')
 
* ''Sefer Devarim'' na(דברים ''Devarim''"Teny") : ''[[Bokin'ny Deoteronomia|Deoterônômia]]'' (na ''Deoterônômy'')
 
=== Ny Nevi'im ===
Ligne 26 ⟶ 32 :
==== Ny ''Nevi'im rishonim'' ====
Misy boky efatra ny ao aminan' ny ''Nevi'im rishonim'' ka ireto avy izy ireo:
* ''Sefer Yehoshua'' na ''Yehoshua'' (יהושע): ''[[Bokin'i Josoa|Jôsoa]]'' (''Jôsoe'')
 
* ''Sefer Shoftim'' na ''Shoftim'' (שופטים): ''[[Bokin'ny Mpitsara|Mpitsara]]''
 
* ''Sefer Shemuel'' (שמואל): [[Boky voalohan'i Samoela|''Samoela'' ''voalohany'']] sy [[Boky faharoan’i Samoela|''Samoela'' ''faharoa'']]
 
* ''Sefer Melakhim'' na ''Melakhim'' (מלכים): ''[[Bokin'ny Mpanjaka|Mpanjaka]]'' (''Mpanjaka'' ''voalohany'' sy ''Mpanjaka'' ''faharoa'')
 
==== Ny ''Nevi'im aharonim'' ====
Ny bokin' ny mpaminany sisa rehetra dia ao amin'ny vondron'ireo atao hoe ''Nevi'im aharonim''; ireto avy izy ireo:
* ''Sefer Yeshayahu'' na ''Yeshayahu'' (ישעיהו): ''[[Bokin’i Isaia|Isaia]]'' (na ''Izaia'')
 
* ''Sefer Yirmeyahu'' (bokin'i Jeremià"ירמיהו) na ''Yirmeyahu'' : ''[[Bokin'i Jeremia|Jeremia]]''
 
* ''Sefer Yehezkael'' ("bokin'i Ezekiela"יחזקאל) na ''Yehezkael'' : ''[[Bokin'i Ezekiela|Ezekiela]]''
* ''Sefer'' ''Trei Assar'' (תרי עשר): "[[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany 12]]")
Ny bokin'ny mpaminany 12 voalaza etsy ambony sady atao hoe ''Trei Assar'' dia ireto avy:
* ''Sefer Hoshea'' (הושע): ''[[Bokin'i Hosea|Hôsea]]'' (na ''Ôsea'')
 
* ''Sefer Yoel'' na ''Yoel'' (יואל): ''[[Bokin'i Joela|Jôela]]'' (na ''Jôely'')
 
* ''Sefer Amos'' (עמוס): ''[[Bokin'i Amosa|Amôsa]]'' (na ''Amôsy'')
 
* ''Sefer Ovadiyah'' na ''Ovadiyah'' (עובדיה): ''[[Bokin'i Obadia|Ôbadia]]'' (na ''Abdiasa'')
 
* ''Sefer Yohnah'' na ''Yohnah'' (יונה): ''[[Bokin'i Jona|Jôna]]''
 
* ''Sefer Mikhah'' na ''Mikhah'' (מיכה): ''[[Bokin'i Mika|Mika]]'' (na ''Mikea'')
 
* ''Sefer Nakhum'' na ''Nakhm'' (נחום): ''[[Bokin'i Nahoma|Nahoma]]''
 
*''<nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/>''Sefer ''<nowiki/>Khavakuk'' na (חב''<nowiki/>Khavakuk'' קוק): ''[[Bokin'i Habakoka|Habakòka]]''
* ''<nowiki/><nowiki/>Sefer'' ''<nowiki/>Tsefaniyah'' n(''<nowiki/>''a ''Tsefaniyah'' צפניה): ''[[Bokin'i Zefania|Zefania]]'' (na ''Sôfô<nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/>''(na ''Sôfôniania'')
 
* ''Sefer Khaggai'' na ''Khaggai'' (חגי): ''[[Bokin'i Hagay|Hagay]]'' (na ''Akjea'')
 
* ''Sefer Zekhariyah'' na ''Zekhariyah'' (זכריה): ''[[Bokin'i Zakaria|Zakaria]]''
 
* ''Sefer Malakhi'' na ''Malakhi'' (מלאכי): ''[[Bokin'i Malakia|Malakia]]''
 
=== Ny Ketuvim ===
Ny ''[[Ketuvim|Ketûvim]]'' (כְּתוּבִים "Soratra") dia misy boky 11. Ireto avy izany:
 
* ''Sefer Tehillim'' na ''Tehillim'' (תהילים "Fiderana"): ''[[Bokin'ny Salamo|Salamo]]''
* ''Sefer Mishlei'' na ''Mishlei'' (משלי "Fanoharana"): ''[[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]''
* ''Sefer Iyyov'' na ''Iyyov'' (איוב): ''[[Bokin'i Joba|Jôba]]''
* ''Sefer Shir haShirim'' na(שיר ''Shirהשירים haShirim'"Tononkiran' ny Tononkira"): ''[[Tononkira Fanaperana|Tononkiran' i SôlômonaSôlômôna]]''
* ''Sefer Ruth'' (רות): ''[[Bokin'i Rota|Rota]]''
* ''Sefer Eikha'' na ''Eikha'' (איכה "Aiza"): ''[[Bokin'ny Fitomaniana|Fitomaniana]]''
* ''Sefer Qohelet'' na ''Qohelet'' (קהלת): ''[[Bokin'ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]]''
* ''Sefer Esther'' ("bokin'i Estera"אסתר) na ''Esther'' : ''[[Bokin'i Estera|Estera]]''
* ''Sefer Daniel'' (bokin'i Daniela"דניאל) na ''Daniel'' : ''[[Bokin'i Daniela|Daniela]]'' (na ''Daniely'')
* ''Sefer Ezra wu Nekhem'ya'' na ''Ezra wu Nekhem'yayah'' (עזרא ונחמיה): ''[[Bokin'i Ezra|Ezra]]'' sy ''[[Bokin'i Nehemia|Nehemia]]'' (na ''Esdeasa sy Nehemia'')
* ''Sefer Divrei haYamim'' ("Bokin'nyדברי Tantara"הימים) na ''Divrei haYamim'' : ''[[Boky voalohan'ny Tantara|Tantara voalohany]]'' sy ''[[Boky faharoan'ny Tantara|faharoa]]''
 
== Jereo koa ==
Ligne 85 ⟶ 91 :
 
* [[Baiboly]]
*[[TorahTôrah am-bava]]
*[[Baiboly samaritana]]
*[[Lahatsoratra masoretika|Lahatsoratra masôretika]]
*[[Septoaginta|Septoajinta]]
*