Mônôteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''mônôteisma''' dia [[fivavahana]] sy finoana amin' [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] tokana na finoana ny maha tokana an' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]]. Ny [[politeisma|pôliteisma]], izay finoana andriamanitra maro, no tena mazava ny fifanoherany aminy. Telo ny fivavahana lehibe fantatra mazava fa mônôteista, dia ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[silamo]]. Ny mônôteisma dia angamba nanomboka tany amin'ny taonjato faha-14 tal. J.K., niaraka amin'ny nanombohan'ny [[Faraona|faraôna]] Amenôfisy IV nivavaka tamin'i Atôna, andriamanitra masoandro, izay ninoana fa fara tampony sady tokana. Ny [[zôrôastrisma]] dia fivavahana tany [[Persia]] izay azo lazaina koa ho mônôteisma. Ny fotoana voalohany fantatra mazava nisian'ny mônôteisma anefa dia tamin'ny fandraisan'ireo [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] ny fivavahana amin' Andriamanitra, dia ilay andriamanitra tokana, indrindra tamin'ny fivoahan'izy ireo avy tao Ejipta.
 
== Ireo fivavahana abrahamika ==