Barnabasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Apôstôly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:San Barnaba.jpg|vignette|326x326px|Masindahy Barnabe]]
I '''Barnabasy''' na '''Barnabe''' na '''Barnabà''' dia [[Jiosy]] na Jody, [[Levita]] nonina tany [[Kipra]] na Sipra (Asa[[Asan'ny Apôstôly|Asan' ny Apôstôly]] 4.36), izay nanana ny anjara toerany lehibe ao amin' ny [[Asan'ny Apôstôly|Asan' ny Apôstôly]], amin' ny nitondrany an' i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] tao amin' ireo [[Apôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly]] tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] (Asa 9.27) ary taty aoriana nitondrany an' i Paoly tao amin' ireo Kristiana tany [[Antiokia|Antiôkia]] (na Antiôka), ary izy no mpiara-dia voalohany tamin' i Paoly nandritra ny diany ka nanaovana azy ho mpitarika ny asa famitana iraka. I '''Josefa''' no tena anarany ka izany no iantsoana azy hoe '''Josefa Barnabasy''' na '''Josefa Barnabe'''. Tsy isan' ireo Apôstôly roa ambin' ny folo izy. Tokony tamin' ny taona 8 taor. J.K. tao Salamina na Salamisy any [[Nosin'i Kiprosy|Kiprôsy]] (na Sipra) no nahaterahany ary tamin' ny taona 61 no nahafatesany tao amin' io tanàna io ihany.
 
== Jereo koa ==
Boky [[Apôkrifan' ny Baiboly|apôkrifa]] lazaina fa nosoratan' i Barnabà:
 
* [[Evanjelin' i Barnabà|Evanjelin' i Barbnabà]]
* [[Epistilin' i Barnabasy|Epistilin' i Barnabà]]
* [[Asan' i Barnabà]]