Fokom-pirenen' i Levy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fokon'i Levy''' dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Tsy nahazo anjara tany azy manokana ny fokon'i Levy fa niparitaka tamin’ny tanana miisa 48 miaraka amin’ireo foko sisa ao amin’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]]. Tsy nanana anjara tany ho azy manokana ny fokon' i Levy rehefa natao ny fizarana ny tany.
 
== I Levy ==
Andalana faha-10:
 
== Ny Levita ==
[[Sary:Kohanim_hands_blessing_photo.jpg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Kohanim_hands_blessing_photo.jpg|vignette|156x156px|Felantanana kohena eo am-pitsofandrano]]
[[Levita]] no fiantsoana ireo taranak'i Levy izay misahana ny asa ao an-tempoly. Ny zanaka lahin'i [[Aarona]] rahalahin'i [[Mosesy]], izay ata hoe [[Kohena]] (hebreo: ''Kohen'' raha tokana; na ''Kohanim'' raha maro) dia miavaka noho izy ireo nisahana ny fanolorana ny [[fanatitra]] (biby na zava-manitra) ao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]]. Isan'izy ireo i [[Samoela]] sy i [[Ezekiela]] ary i [[Malakia]]. I [[Joany mpanao batisa|Joany]] (na [[Jaona mpanao batisa|Jaona]]) mpanao batisa koa dia voalaza fa isan'ny taranak'i Levy.