Fokon' i Robena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny '''fokon'i Robena''' dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Atao hoe '''Robenita''' izy ireo. Ny fokon' i Robena dia nanorim-ponenana tamin' ny ilan-tany andafy atsinanan' ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]]. Isan' ireo [[Foko folo very|fokon' i Israely lazaina fa nanjavona]] ny fokon' i Robena tamin' ny naharavan' ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely avaratra]] tamin' ny taona 722 tal. J.K.
 
== I Robena ==
Andalana faha-6:
 
== Ny tanin'ny Robenita ==
Roa taona taorian'ny fivoahana avy any Ejipta dia nisy lehilahy 46 5000&nbsp;500 feno 20 taona no ho miakatra ny fokon'i Robena (jereo: 1Mpanj. 19.16.)<ref name=":0"><small>Ao amin'ny ''Bokin'ny Renitantely'' (toko faha-32) dia voalaza fa avy any Mehola ao amin'ny fokon'i Robena i Elisa mpianatr'i Elia. Nisy fahagagana lehibe niseho tao Israely tamin'ny andro nahaterahany: ilay ombilahy (sampy resahin'i Epifanio ao amin' ''Ilay Ombivavy Volamena'') izay notompoiny tao Gilgala dia niondrika (nietry) ka heno hatrany Jerosalema ny feony. Tamin'izany fotoana izany dia nilaza ny mpisorona fa misy mpaminany mahery teraka tamin'io andro io ao Israely izay hanapotika ny sary sy ny sampy rehetra. Maty tanatin'ny fahasambarana izy ka nalevina tao Samaria.</small></ref>. Ny fokon'i Robena dia naka ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] ka nanorim-ponenana tamin'ny ila-tany andafy atsinanan'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]]. Tamin'ny fanapahan'i [[Saoly]] (na [[Saoly|Saola]]) dia niady tamin'ny [[fokon'ny Agareana]] (na [[Agarita]]) ny fokon'i Robena ka naharesy azy sady nanitatra ny fari-taniny tamin'ny fakàny ny ilany atsinanan'i [[Galaada]] (na [[Gileada]]) (jereo: 1Tant. 5.10).
 
== Anisan'ireo fokon'i Israely nanjavona ==