Bokin' i Ezekiela: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (nanova ny anaran'i Bokin'i Ezekiela ho Bokin' i Ezekiela i Thelezifor)
kAucun résumé des modifications
[[Sary:Bible Ezechielovo vidění.JPG|vignette|''Ny fahitan'ny mpaminany [[Ezekiela]]'', Gustave Doré, taona 1883.|255x255px]]
[[Sary:Quinten Massys Vision des Propheten Ezechiels.jpg|vignette|244x244px|''Ny Lohasahan'ny taolana maina,'' nataon'i Quentin Metsys the Younger, taona 1589.]]
Ny '''Bokin’iBokin' i Ezekiela''' dia boky ao amin’nyamin' ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’nyamin' ny [[Baiboly]] kristiana. Milaza fitsarana sy fandrahonana ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israelita]] ny faminaniana raha mbola tsy rava ny [[Fanjakan' i Jodà|Fanjakan’i Joda]], fa faminaniana ny fanamelohana ireo firenena mpampahory ny vahoakan’Andriamanitravahoakan' Andriamanitra sy fanantenana ny hiverenan’nyhiverenan' voninahitr’iny voninahitr' i Israely kosa no votoatin’nyvotoatin' ny faminanianana nandritra ny [[Fahababoana tany BabilonaBabilôna]]. Ho [[Fitsarana farany|tsaraina]] amin’nyamin' ny asa nataony avy ny olombelona tsirairay sady hisy ny [[Fitsanganan-ko velona|fitsanganan’nyfitsanganan' ny maty ho velona]]. Haorina fanindroany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]]. Izany dia fahitana [[Literatiora apokaliptikaapôkaliptika|apokaliptikaapôkaliptika]].
 
Isan' ny atao hoe Mpaminany lehibe ao amin' ny sokajin' ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin' ny mpaminany]] ao amin' ny Baiboly ny Bokin' i Ezekiela, fa isan' ireo atao hoe ''Nevi'im aharonim'' ("Mpaminany taoriana") izy ao amin' ny fizaràna faharoan' ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) atao hoe [[Nevi'im]].
 
== Ny fanoratana ny boky ==
 
=== I Ezekiela ===
Mpisorona tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] i [[Ezekiela]]. Nentina natao [[Fahababoana tany BabilonaBabilôna|sesitany tany BabiloniaBabilônia]] koa izy niaraka tamin’ireotamin' ireo [[Jiosy]] hafa avy any JodaJodà tamin’nytamin' fotoan’nyny fotoan' ny Fahababoana, tamin’nytamin' andron’iny andron' i [[Dariosy|Dariosy Lehibe]] mpanjakan’impanjakan' i [[Persia]] tany amin’nyamin' ny taonjato faha-6 tal. J.K.
[[Sary:Visionary Ezekiel Temple.jpg|vignette|255x255px|''Ny kisarin'ny Tempoly,'' nataon'i Charles Chipiez, taonjato faha-19.]]
Nofidin’AndriamanitraNofidin' Andriamanitra ho mpaminany ho an’ireoan' ireo babo tany [[BabilonaBabilôna]] sy ireo sisa tavela tao Jerosalema izy. Nanomboka tokony ho tamin’nytamin' ny taona 597 tal. J.K. nandritra ireo taona faramparan’nyfaramparan' ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’iFanjakan' Jodai Jodà]] sady nifarana tamin’nytamin' ny 570 tal. J.K. ny asa faminaniany. Ataon’AndriamanitraAtaon' Andriamanitra hoe "[[Zanak'Olona|zanak’olonazanak' olona]]" i Ezekiela.
 
=== Ny mpanoratra ny boky ===
yNy [[lovantsofina]] dia manao an' i Ezekiela ho nanoratra ny Bokin' i Ezekiela. Ny mpikaroka sasany anefa milaza fa tsy olon-tokana no nanoratra io boky io fa olona maro tamin’nytamin' ny fotoana samihafa. I Pohlmann<ref><small>K.-F Pohlmann, ''Ezechielstudien. Zur Redaktionsgeschichte des Buches und zur Frage nach den ältesten Texten'' (BZAV 202), Berlin/New-York, 1992.</small></ref> dia milaza fa ny toko voalohany hatramin’nyhatramin' ny faha-33 dia nosoratan’ilaynosoratan' ilay mpaminany fa ny faha-34 hatramin’nyhatramin' ny 48 dia soratra fanatevenana taty aoriana natao tao [[Babilona]]Babilôna<ref><small>''Introduction à l'Ancien Testament'' - Textes édités par Thomas Römer, Jean-Daniel Macchi et Christophe Nihan - Éditions du Cerf - (ISBN 2-830-91112-1)</small></ref>.
Ny [[lovantsofina]] dia manao an’i Ezekiela ho nanoratra ny Bokin’i Ezekiela. Ny
 
== Ny anaran' ilay boky ==
y mpikaroka sasany anefa milaza fa tsy olon-tokana no nanoratra io boky io fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa. I Pohlmann<ref><small>K.-F Pohlmann, ''Ezechielstudien. Zur Redaktionsgeschichte des Buches und zur Frage nach den ältesten Texten'' (BZAV 202), Berlin/New-York, 1992.</small></ref> dia milaza fa ny toko voalohany hatramin’ny faha-33 dia nosoratan’ilay mpaminany fa ny faha-34 hatramin’ny 48 dia soratra fanatevenana taty aoriana natao tao [[Babilona]]<ref><small>''Introduction à l'Ancien Testament'' - Textes édités par Thomas Römer, Jean-Daniel Macchi et Christophe Nihan - Éditions du Cerf - (ISBN 2-830-91112-1)</small></ref>.
 
== Ny anaran'ilay boky ==
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe ספר יְחֶזְקֵאל / ''Sefer'' ''Yĕkhezqiēl'' ny Bokin'i Ezekiela. Ao amin'ny [[Septoajinta]] izy dia atao hoe Ἰεζεκιήλ / ''Iezekiêl.''
 
=== Ireo lohahevi-dehiben’ny boky ===
 
* Ny fahitana ny amin’ny [[kalesin' Andriamanitra]];
* Faminaniana manameloka an’i Jerosalema;
* Faminaniana manameloka ireo firenena hafa;
* Ny amin’i [[Goga sy Magoga|GogaGôga sy i MagogaMagôga]];
* Ilay Lohasahan'ny taolam-paty;
* Ny fahitana momba ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]].
 
== Jereo koa : ==
 
* [[Ezekiela]]
28 236

modifications