Pôlikarpôsy avy any Smirna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Polycarp.jpg|vignette|293x293px|I Polikarposy avy any Smirna]]
I '''PolikarposyPôlikarpôsy avy any Smirna''' na '''PolikarpaPôlikarpa''' dia Kristiana, ray apostolikaapôstôlika sady evekan' i [[Smirna]] (Izmir ao [[Torkia]] ankehitriny) nandritra ny antsasany voalohany amin' ny taonjato faha-2. Novangian' i [[Ignatio avy any Antiokia|Ignatio avy any Antiôkia]] (na Anriôka) izy taloha kelin' ny hamonoana azy (taona 116). Tamin' ny faramparan' ny andro niainany dia nisolo tena ireo fiangonana any [[Azia Minora]] izy nandritra ny fivoriana tany Roma[[Rôma Taloha|Rôma]] niaraka amin' ny papa Aniketo (155-166), ka isan'ny lohahevitrany hiandianniandian-kevitra tamin'izany ny daty hankalazana ny [[Paska]] (na Paka). Novonoina tao [[Smirna]] i PolikarposyPôlikarpôsy tamin' ny faha-86 taonany. Araka an' i [[Ireneo avy any Logdanoma|Ireneo]], izay mpianany, dia niresaka tamin' i [[Joany (evanjelista)|Joany Evanjelista]] , izay mety mpampianatra azy, i PolikarposyPôlikarpôsy, ka izany sy ny fahaizany mitory teny ary ny fanoloran-tenany no nananany fahefana lehibe tao amin' ireo fiangonana tany Atsinanana.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Rain'ny Fiangonana|Rain' ny Fiangonana]]
 
* [[Ray Apostolika|'''Ray apôstôlika:''']] [[Klemento avy any Roma|Klemento avy any Rôma]], [[Ignatiosy avy any Antiokia|Ignatiôsy avy any Antiôkia]], [[Polikarposy avy any Smirna|Pôlikarpôsy avy any Smirna]], [[Papiasy avy any Hierapolisy|Papiasy avy any Hierapôlisy]].
* [[Ray Apostolika|'''Ray apostolika:''']]
* [[Klemento avy any Roma]],
* [[Ignatiosy avy any Antiokia]]
* [[Polikarposy avy any Smirna]]
* [[Papiasy avy any Hierapolisy]].