Fotorisma (kristianisma): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fotorisma''' dia fomba fijery [[Eskatôlôjia|eskatôlôjika]] kristiana izay ivoasana ny andalana sasany ao amin' ny [[Apôkalipsin' i Joany]] sy ny [[Bokin' i Zakaria]] ary ny [[Bokin' i Daniela]] ho milaza zavatra hiseho any amin' ny fotoana hoavy amin' ny fanaovana heviteny ara-bakiteny azy ireo.
 
Ny fomba fijery eskatôlojika kristiana sasany anefa mandika ireo andalana ireo ho manondro ny lasa ao amin' ny zava-misy manodidina an-tsary (simbôly) sy ara-tantara ([[preterisma]] sy [[Histôrisisma (kristianisma)|histôrisisma]]), na ho manondro ny zava-mitranga amin' ny fotoana ankehitriny nefa tsy mandray ny simbôly sy ny fitantarana ara-bakiteny fa ara-panahy (idealisma). Mandrakariva ny mpanaraka ny fotorisma dia manam-pifandraisana akaiky amin' ny [[premilenarisma]] sy ny [[Dispensasiônalisma|dispensansiônalisma]].
 
== Jereo koa ==