Fotorisma (kristianisma): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fomba fivoasana faminaniana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Jolay 2021 à 12:55

Ny fotorisma dia fomba fijery eskatôlôjika kristiana izay ivoasana ny andalana sasany ao amin' ny Apôkalipsin' i Joany sy ny Bokin' i Zakaria ary ny Bokin' i Daniela ho milaza zavatra hiseho any amin' ny fotoana hoavy amin' ny fanaovana heviteny ara-bakiteny azy ireo.