Apôkalipsin' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:St-john.jpg|vignette|''I Joany tao amin'ny nosy Patmosy'', nataon'i Hans Burgkmair the Elder, taona 1518.]]
'''ApokalipsinApôkalipsin' i Joany''', na '''Apokalypsin' i Jaona''' na '''ApokalipsyApôkalipsy''', '''Fanambaràn' i Jesoa Kristy''' na '''Fanambaràna''' no boky [[Kanônan' ny Baiboly|kanônika]] farany ao amin' ny [[Baiboly]] kristiana, ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]], izay misy faminaniana momba ny [[andro farany]] sy ny [[fitsarana farany]].
 
Ny mpanoratra ny Apôkalipsy dia mitonon-tena ho i Joany, ary ny lovantsofina tranain' ny Fiangonana, nanomboka tamin' ny taonjato faha-2, dia nanao an' io Joany io ho i [[Joany Evanjelista]], [[Apôstôly roa ambin'ny folo|apôstôly]] sy mpanoratra ny [[Filazantsara araka an'i Joany|evanjely fahatelo]]. Ny manam-pahaizana ankehitriny dia tsy mitovy hevitra satria sarotra ny milaza fa ny nanoratra ny [[Filazantsara araka an'i Joany|Evanjelin' i Joany]] sy ny Apôkalipsy dia olona iray ihany, na dia mety nivoaka avy amin' ny fiangonan' ny mpianatr' i [[Joany apostoly|Joany Apôstôly]] tao [[Efesôsy]] (na Efeso na Efezy) any [[Asia Minora]] ([[Torkia]] ankehitriny) ireo boky roa ireo.