Smirna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Agora of Smyrna, built during the Hellenistic era at the base of Pagos Hill and totally rebuilt under Marcus Aurelius after the destructive 178 AD earthquake, Izmir, Turkey (18702047681).jpg|vignette|347x347px|Siasam-paharavàn' ny toeram-pivoriana sy fikabariana (agôra) tany Smirna ]]
[[Sary:Seven churches of asia.svg|vignette|Ireo tanàna misy ny fiangonana fitofiton' ny Apôkalipsy ao Asia Minora (na Anatôlia)]]
I '''Smirna''' dia tanàna tany [[Azia Minora]] tamin' ny [[Andro Taloha]], izay niorina tamin' ny morontsiraky ny [[Ranomasina Egea]]. Atao hoe Σμύρνη / ''Smýrnē'' na Σμύρνα / ''Smýrna'' izy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]]. Ao amin' ny toerana misy ny tanànan' i Izmir (any [[Torkia]]) ankehitriny no nisy azy. Tanàna mora arovana amin' ny fanafihana izy noho izy niorina ambony harambaro sarotra anihina, an-t[[saikanosy]].