Sardisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tanàna resahina ao amin' ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Map of Lydia ancient times-es.svg|vignette|282x282px|Sarin-tany maneho ny toerana nisy an' i Sardisy sy tanàna hafa tao amin' ny Empiran' i Lidia (amin' ny teny espaniôla)]]
I '''Sardisy''' na '''Sarda''' dia tamàna tany [[Azia Minora]] tamin' ny [[Andro Taloha]] izay renivohitr' i Lidia, niorina eo amoron' ny renirano Pactole, ao amin' ny lohasahan' i Hermos, teo amin' ny toerana iorenan' ny tanàna ao [[Torkia]] atao hoe ''Sart''. Atao hoe Σάρδεις / ''Sardeis'' izy amin' ny teny grika, amin' ny [[Fiteny hebreon'ny Baiboly|teny hebreon' ny Baiboly]] izy dia atao hoe ספרד‎ / ''Sfarad'' (niavian' ny anarana hoe [[Sefarada]]).