Antanetikely: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
 
Andalana faha-33:
Ahitana kolejy ao amin'ilay tanàna.
 
''Texte en italique''== Fitaterana ==
Tara ara-teknolojia ny mponina ao an-toerana noho ny haratsian'ny lalana,. Fiarakodia "TRAFFIC" no hita miasa any raha toa ka efa miha tsy hita tsikelikely ny fiara K7 eto andrenivohitra.Ratsy ny lalana ka tsy sahy mampiasa fiara raitra any ny mpanam-bola.
Manampy trotraka izany ny ataon'ireo sarety izay tsy mitsahatra mangoaka ireo lalana. Misedra olana ny fitaterana rehefa iny fahavaratra be iny satria dia tsy maintsy asiana Lakana mampita olona fa dibo-drano hatramin'nt tetezana izay efa miala 20metatra20 metatra miala ny farihy ambany.
 
== Fahasoavana ==