Epistily fahatelo nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona''' na '''EpistolaEpistôla fahatelo nosoratan' i Joany''' na '''Taratasy fahatelo nosoratan' i Joany''' dia boky ao amin' ny [[Baiboly]] ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan' ireo atao hoe [[epistily]] na "taratasy". Isan' ireo atao hoe [[Epistily katolika|Epistily katôlika]] io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an' ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan' ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran' ny boky ==
''Τρίτη Επιστολή Ιωάννη'' / ''Tritê Epistolê Iôannê'' no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa ''Epistula III Ioannis'' kosa amin'ny teny latina.