Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Literatiora apokaliptika ho Literatiora apôkaliptika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
'''Literatiora apokaliptikaapôkaliptika''' na '''soratra apokaliptikaapôkaliptika''' no ilazana ireo boky mirakitra ny faminaniana ara-pahitana izay ataon' ny mpanoratra azy fa avy amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] ny amin' ny maha antomotra ny hiafaran' izao rehetra izao sy ny hiavian' ny tontolo vaovao tonga lafatra. Ny soratra fantatra indrindra dia ny [[ApokalypsinApokalipsin'i JaonaJoany|ApokalipsinApôkalipsin'i Joany]] ao amin'y ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin' ny [[Baiboly|Baiboly kristiana]]. Vitsy ny soratra apokaliptikaapôkaliptika voaray ho [[kanonaKanônan' ny Baiboly|kanôna]] (filamatry ny finoana) ao amin' ny Baboly. Ny maro amin' ny soratra apokaliptikaapôkaliptika dia apokrifa[[Apôkrifan' ny Baiboly|apôkrifa]].
 
== Ny soratra apokaliptikaapôkaliptika kanonikakanônika ==
 
=== Ny soratra apokaliptikaapôkaliptika ao amin' ny Testamenta Taloha ===
Efa misy soratra apokaliptikaapôkaliptika ny ao amin' ny [[Testamenta Taloha]] nefa amin' ny ankapobeny dia miditra anatin' ireo faminaniana mahazatra izany. Ahitana andalana apokaliptikaapôkaliptika ny ao amin' ny bokim-paminaniana sahala amin' ny [[Bokin'i Isaia|Bokin' i Isaia]] sy, ny [[Bokin'i Jeremia|Bokin' i Jeremia]] sy, ny [[Bokin'i Ezekiela|Bokin' i Ezekiela]] sy, ny [[Bokin'i Joela|Bokin' i Jôela]] ary ny [[Bokin'i Zakaria|Bokin' i Zakaria]]. Ny [[Bokin'i Daniela|Bokin' i Daniela]] dia efa apokaliptikaapôkaliptika feno<ref><small>Charles, Robert Henry (1911). "Apocalyptic Literature". In Chisholm, Hugh. ''Encyclopædia Britannica''. '''2''' (11th ed.). Cambridge University Press. pp. 169–175.</small></ref>.
 
Ireto avy ireo andalana apokaliptikaapôkaliptika ao amin' ny Testamenta Taloha:
* Isaia [[Bokin'i Isaia#Apokalipsa lehibe|24–27]] (atao hoe "ApokalipsaApôkalipsa lehibe"); [[Bokin'i Isaia#Apokalipsa kely|34–35]] (atao hoe "Apokalipsa kely");
* Jeremia [[Bokin'i Jeremia#Faminaniam-piadanana (26.1 – 33.26)|33.14-26]];
* Ezekiela 38–39;
Andalana faha-15:
*Daniela [[Bokin'i Daniela#Ireo fahitan’i Daniela (Dan. 7 – 12)|7–12]];
 
=== Ny soratra apokaliptikaapôkaliptika ao amin' ny Testamenta Vaovao ===
Tsy ny [[ApokalipsanApokalipsin'i Joany|Apôkalipsan' i Joany]] (na Jaona) ihany no boky apokaliptikaapôkaliptika ao amin' ny Testamenta Vaovao fa na ireo [[Filazantsara]] dia ahitana andalana apokaliptikaapôkaliptika na eskatolojika[[Eskatôlôjia|eskatôlôjika]]. Ireto ireo andalana apokaliptikaapôkaliptika ao amin' ny Testamenta Vaovao ankoatran' ny ao amin' ny ApokalipsinApôkalipsin' i JaonaJoany, indrindra ny ao amin' ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin' i Matio]] sy ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin' i Marka]] ary ny [[Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana|Epistily faharoa ho an' ny Tesaloniana]]:
* Matio [[Filazantsara araka an'i Matio#Andro farany|24–25]];
*[[Filazantsara araka an'i Marka#Ny nilazan’i Jesoa ny amin’ny zavatra hiseho amin’ny andro farany (13.1-37)|Marka 13]];
*[[Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana#Ny fanoherana an'Andriamanitra alohan'ny hiavian'ny Tompo|2 Tesaloniana 2]].
*[[Apokalipsin'i Joany|Apôkalipsin' i Joany]]
 
== Ny boky apokaliptikaapôkaliptika apokrifaapôkrifa ==
Ny ankabeazan' ny soratra apokaliptikaapôkaliptika apokrifaapôkrifa (tsy voaray ho kanona[[Kanônan' ny Baiboly|kanôna]]) dia mitondra ny anarana hoe "ApokalipsyApôkalipsy" na "Apôkalipsa". Misy karazany roa izy ireo, dia ireo nosoratana teo anelanelan' ny nanoratana ny [[Testamenta Taloha]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] sy ireo nosoratana tamin' ny fotoanan' ny Testamenta Vaovao na taorian' io. Ny ProtestantaPrôtestanta dia miantso an' ireo boky ireo hoe "pseodepigrafa".
 
=== ApokalipsyApôkalipsy apokrifaapôkrifa talohan'ny Testamenta Vaovao ===
Ireto avy ireo ApokalipsyApôkalipsy apokrifaapôkrifa talohan' ny Testamenta Vaovao:
*[[ApokalipsinApôkalipsin' i Abrahama]]
* ApokalipsinApôkalipsin' i Daniela
* ApokalipsyApôkalipsy grikan' i Daniela
* ApokalipsinApôkalipsin' i Elia
* [[Bokin'ny Jobily|ApokalipsinApôkalipsin' i Mosesy]] (na [[Bokin'ny Jobily|Bokin' ny Jobily]])
* [[Boky fahefatr'i Esdrasa|ApokalipsinyApôkalipsiny grikan' i Ezra]] (na Esdrasa)
*[[Apokalipsin'i Zefania|Apôkalipsin' i Zefania]]
* ApokalipsinApôkalipsin' i Ezekiela
* ApokalipsyApôkalipsy grikan' i Baroka
* ApokalipsyApôkalipsy siriakan' i Baroka
*[[Apokalipsin'i Noa|Apôkalipsin' i Noa]]
* Fanambaràn' i Gabriela
* ApokalipsinApôkalipsin' i Lameka
* Apôkalipsin' i Metatrôna
* Apokalipsin'i Metatrona
* ApokalipsinApôkalipsin' i Zerobabela
* Apokalipsin'i Sedraka
* ApokalipsyApôkalipsy arameana
* Apokalipsin'i Zerobabela
* [[Bokin'i Henoka|Bokin' i Henôka]] (na [[Bokin'i Henoka|Henôka etiôpiana]])
* Apokalipsy arameana
* [[BokinBoky faharoan'i Henoka|Boky faharoan' i Henôka]] (na [[BokinBoky faharoan'i Henoka|HenokaHenôka etiopianaslava]])
* [[Boky faharoanfahatelon'i Henoka|Boky fahatelon' i Henôka]] (na [[Boky faharoanfahatelon'i Henoka|HenokaHenôka slavahebreo]])
* [[Bokin'ny Jobily|Testamentan' i Mosesy]]
* [[Boky fahatelon'i Henoka]] (na [[Boky fahatelon'i Henoka|Henoka hebreo]])
* [[Bokin'ny Jobily]]
* [[Bokin'ny Jobily|Testamentan'i Mosesy]]
 
Ny [[Bokin'i Henoka|Bokin' i Henôka]] (na [[Bokin'i Henoka|HenokaHenôka etiopianaetiôpiana]]) dia [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifaapôkrifa]] na [[Pseodepigrafa (protetantisma)|pseodepigrafa]] ho an' ny ankamaroan' ny fiangonana fa deoterokanonikadeoterôkanônika izy ho an' ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo|Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa teoahedo etiopianaetiôpiana]]. Torak' izany koa ny [[Bokin'ny Jobily|Bokin' ny Jobily]].
 
=== ApokalipsyApôkalipsy apokrifaapôkrifa tamin' ny fotoan' ny Testamenta Vaovao na taoriany ===
Ireto avy ireo ApokalipsyApôkalipsy tamin' ny fotoan' ny Testamenta Vaovao na taoriany :
*[[Apokalipsin'i Adama|Apôkalipsin' i Adama]]
*ApokalipsyApôkalipsy voalohan' i Jakoba
* ApokalipsyApôkalipsy faharoan' i Jakoba
* ApokalipsyApôkalipsy voalohan' i JaonaJoany
* ApokalipsyApôkalipsy faharoan' i JaonaJoany
* ApokalipsyApôkalipsy fahatelon' i JaonaJoany
* Apôkalipsin' i Gôliasa
* Apokalipsin'i Goliasa
* Apôkalipsan' i Metôdiôsy
* Apokalipsan'i metodiosy
*[[ApokalipsinApôkalipsin' i Paoly]]
* ApokalipsyApôkalipsy koptankôptan' i Paoly
* ApokalipsinApôkalipsin' i Petera
* ApokalipsyApôkalipsy gnostikangnôstikan' i Petera
* ApokalipsinApôkalipsin' i Sedraka
* ApokalipsinApôkalipsin' ny Eseniana
* ApokalipsinApôkalipsin' i Samoela sy i KalamonaKalamôna
* ApokalipsinApôkalipsin' i Stefana
 
* Apôkalipsin' i Tômasy
* Apokalipsin'i Tomasy
* ApokalipsinApôkalipsin' ny Lanitra Fito
* [[Fiakaran'i Isaia|Fiakaran' i Isaia]]
 
== Jereo koa ==
* [[ApokalypsinApokalipsin'i JaonaJoany|ApokalipsinApôkalipsin' i JaonaJoany]]
* [[Apôkrifan' ny Baiboly|Boky apokrifaapôkrifa]]
*[[EskatolojiaEskatôlôjia]]
*[[ApokrifanApôkrifan' ny Testamenta Vaovao]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==
== Tsiahy: ==
[[Sokajy:Testamenta Vaovao]]