Benîno: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag_of_Benin.svg|vignette|350x350px|Sainam-pirenen'i Benîno]]
I '''Benîno''' na '''Beninto''' ny '''Repoblikan' i Benîno''' dia firenena ao [[Afrika Andrefana]], izay manana velaran-tany mirefy 114&nbsp;764&nbsp;<abbr>km<sup>2</sup></abbr> sady manana halava mirefy 700&nbsp;<abbr>km</abbr>, avy any amin' ny reniranoony Niger ao avaratra mankany amin' ny morontsiraka [[Ranomasimbe Atlantika|atlantika]] any atsimo. I [[Porto-Novo|Porto Novo]] no renivohiny ôfisialy. Amin' ny [[Fiteny iôroba|teny iôroba]] dia atao hoe '''''Orílɛ̀-èdè Olómìnira ilɛ̀ Benin''''' izy, fa amin' ny [[Fiteny gongbe|teny gongbe]] kosa dia '''''Beninto'''.'' Misy mponina miisa 10&nbsp;741&nbsp;458 ny ao Benîno tamin' ny taona 2016. Ny renivohi-pitondran' i Benîno dia i [[Porto-Novo]] (izay ataon' ny foko gona hoe ''Xogbonou'' fa ataon' ny [[Iôroba (vahoaka)|foko iôroba]] hoe ''Adjatchè''). Renivohitra ara-toekarena i [[Cotonou]].
[[Sary:Coat_of_arms_of_Benin.svg|vignette]]
Nahazo ny [[Fahaleovantena|fahaleovantenany]] feno i Benîno tamin' ny 01 Aogositra 1960, izay nantsoina hoe ''Repoblikan' i Dahomey''. Tamin' ny taona 1972 i Mathieu Kérékou no nandray ny fahefana hitondra ny firenena ka nanova ny anarany hoe ''Repoblilka entim-bahoak' i Benîno''. Tamin' ny taona 1990 dia nisedra fahasahiranana ara-toekarena i Benîno ka nanova lalàm-panorenana sy niova anarana hoe ''Repoblikan' i Benîno''.