Fiteny kôpta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Fiteny kopta any amin'i Fiteny kôpta ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fiteny kopta|'''fiteny''' '''koptakôpta''']] dia [[fiteny hamitohamitô-semitika]] avy amin' ny [[Fiteny egiptiana taloha|fiteny egiptiana tranainy]] izay avy amin' ny fiteny demotikademôtika sy [[Fiteny grika|grika]] tranainy. Izy no fiteny ampiasaina amin' ny fotoam-pivavahana ao amin' ny fiangonana kristiana ao Egipta atao hoe [[Kopta (mponina)|KoptaKôpta]] ihany koa. Avy amin' ny teny grika hoe Αἰγύπτιος / ''Aigúptios'' izay midika hoe "Egiptiana" ny teny koe ''koptakôpta.'' misehoMiseho amin' ny endrika fitenim-paritra maro ny fiteny koptakôpta ka isan' izany ny fitenim-paritra bohairika, ny sahidika, ny faiomika, ny oksirinkitaôksirinkita (na egiptiana antenantenany), ny akmimika ary ny likopolitanalikôpôlitana (na sobakmimika). Ireo tahirin-tsoratra hita tao [[Nag Hammadi]], ohatra, dia tamin' ny fiteny koptakôpta sahidika tranainy.