Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Johannesminne BNM.jpg|vignette|''I Jesoa sy ilay mpianatra tiany indrindra''|345x345px]]
Ny '''Filazantsara''' '''araka''' '''an' i''' '''Joany''', na '''Evanjely''' '''araka''' '''an' i''' '''Masindahy''' '''Joany''' na '''Vaovao Mahafaly araka an' i Masindahy Joany''' na '''Filazantsara''' '''araka''' '''an' i''' '''Jaona''' na '''Vaovao Mahafaly araka an' i Jaona''' dia [[Filazantsara]] na [[Evanjely]] fahefatry ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin' ny [[Baiboly|Baiboly kristiana]]. Mandresy lahatra ny mpamaky azy ny mpanoratra fa i [[JesosyJesoa]] no ilay [[Mesia]] nadrasan' i Israely, dia ny [[Zanak'Andriamanitra|Zanak' Andriamanitra]] avy ho Mpamonjy izao tontolo izao (Joa. 4.42). Amin' ny fisehoan' i JesosyJesoa voalohany imasom-bahoaka dia mizara roa ny mpihaino azy: ao ireo manaraka azy ary ao koa ireo mimenomenona sy manohitra azy (Joa. toko 1 - 4) noho izy milaza ny tenany fa nirahina mba hanambara ny zavatra hitany teo amin' Andriamanitra (Joa. 3.32). Milaza ny tenany ho Fiainana"fiainana", Fahazavana"fahazavana" manafaka amin' ny haizina, Fahamarinana"fahamarinana" manafaka amin' ny lainga izy: izy tenany no Tompo. Eo am-pandrenesana izany rehetra izany dia nanameloka azy ny ankabetsahan' ny olona nefa tsy vitsy koa ireo izay natoky an' ity Mpitondra hafatra ity: "Tompo ô, hankany amin' iza moa izahay? Hianao no manana ny tenin' ny fiainana mandrakizay." (Joa. 6.68).
 
Niafara tamin' ny fitsarana sy famonoana an' i JesosyJesoa izany fifanoherana sesilany nandritra ny telo taona nifaneraserany tamin' ny vahoaka izany (Joa. toko 13 - 19). Nefa [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|natsangan' Andriamanitra]] ho velona mandrakizay izy. Izany no manaporofo fa ireo teny rehetra noteteniny dia marina daholo. Izany no nahatonga an' i [[Tomasy|Tômasy]] (na Tômà) ho resy lahatra ka nanao hoe: "Tompoko sy Andriamanitro" (Joa. 20.28). Manasa ny mpamaky azy mba hanao sahala amin' i TomasyTômasy koa ny mpanoratra ny Evanjelyevanjely fahefatra, satria hoy izy: "fa voasoratra izao, mba hinoanareo fa Jesosy no Kristy, Zanak' Andriamanitra, ary mba hanananareo fiainana amin' ny anarany, raha mino ianareo." (Joa. 20.31).
 
Tsy isan' ireo [[Filazantsara synoptika|Filazantsara sinoptikasinôptika]] ny Filazantsaran' i JaonaJoany ka miavaka tanteraka amin' ireo telo voalohany, dia ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]], ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]] ary ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]]. Teo anelanelan' ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran' ny boky ==
Ny hoe ''Filazantsara araka an' i Jaona'', na ''Evanjely araka an' i Joany'', dia fanagasiana ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Kατὰ  Ἰωάννην εὐαγγέλιον'' izay vakina hoe ''Kata Iōánnēn euangélion''. Amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia ''Evangelium secundum Ioannem'' no iantsoana azy.
 
Ny [[Eglizy KatolikaKatôlika ApostolikaApôstôlika RomanaRômanina (Madagasikara)|KatolikaKatôlika malagasy]] dia miantso azy hoe ''Evanjely araka an' i Masindahy Joany'' na ''Evanjely nosoratan' i Masindahy Joany. Vaovao Mahafaly araka an' i Joany (na Jaona) na Vaovao Mahafaly nosoratan' fai nyJoany (na Jaona) koa no azo iantsoana azy.'' Ny [[ProtestantismaPrôtestantisma eto Madagasikara|ProtestantaPrôtestanta malagasy]] kosa manao hoe ''Filazantsara araka an' i Jaona'' na ''Filazantsara nosoratan'i Jaona''. ''Vaovao Mahafaly araka an'i Joany'' (na ''Jaona'') na ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Joany'' (na ''Jaona'') koa no azo iantsoana azy.
 
== Ny fanoratana ny boky ==
 
=== Ny mpanoratra ===
Na ny anaran' ny mpanoratra na ny anaran' i [[Joany apostoly|Joany apôstôly]] (na Jaona apostolyapôstôly), izay mpianatra manana ny maha izy azy ao amin' ireo [[Filazantsara sinôptika|Evanjely sinoptikasinôptika]] sy ao amin' ny [[Asan'ny ApostolyApôstôly|Asan' ny ApostolyApôstôly,]] dia tsy voaresaka ao amin' ity Evanjely fahefatra ity. Any amin' ny famaranan-teny (toko faha-21) ny mpanoratra vao miresaka ny amin' ilay "mpianatra tiana indrindra" izay lazain' ny [[lovantsofina]] fa nanoratra ilay Evanjely<ref><small>Jean Zumstein, ''L'Évangile selon Jean'', in Daniel Marguerat (dir.), ''Introduction au Nouveau Testament : Son histoire, son écriture, sa théologie'', éd. Labor et Fides, 2008, <abbr>p.</abbr> 386.</small></ref>. Tamin' ny taonjato faha-2 dia niely ny filazana ny Evanjely fahefatra izay natao hoe "Evanjely nosoratan' i Joany" (na Filazantsara nosoratan'i Jaona")<ref><small>François Vouga, « Jean : auteur, destinataires, perspectives », dans Michel Quesnel et Philippe Gruson, ''La Bible et sa culture, vol. II'', Desclée de Brouwer, 2011, p. 414.</small></ref>. Nanomboka amin' izany fotoana izany dia [[Jaona (evanjelistra)|Joany]] na [[Jaona (evanjelistra)|Jaona]] no heverina ho nanoratra ny Evanjely fahefatra. Tsy iza izany fa i Joany ApostolyApôstôly, ilay atao hoe "Zanak' i Zebedio". Ny mpikaroka ara-tantara sasany dia manasokajy an' io evanjely io ho [[Pseodepigrafa (Testamenta Vaovao)|pseodepigrafa]].
 
=== Ny fotoana nanoratana ===
Voasoatra taorian' ireo [[Evanjely sinoptika]]sinôptika ny Evanjelin' i Joany<ref><small>Hans Conzelmann et Andreas Lindemann, ''Guide pour l'étude du Nouveau Testament,'' éd. Labor et Fides, 1999, <abbr>p. 397</abbr></small></ref>. Teo anelanelan' ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.
 
=== Ny toerana nanoratana ===
Tsy dia misy ny zavatra azo iankinana hahafantarana ny toerana nanoratana voalohany ny Filazantsaran' i Joany. Maro ireo mpikaroka izay miankina amin' ny filazan' ireo [[Rain'ny Fiangonana|Rain' ny Fiangonana]] (na Aban' ny Eglizy) izay misafidy ny faritr' i [[Efeso|Efesosy]] (na Efeso na Efezy) ao amin' ny faritany fehezin' ny Romana[[Empira Rômana|Rômana]] any Azia (andrefan' i [[Torkia]] ankehitriny)<ref><small>François Vouga, « Jean : auteur, destinataires, perspectives », dans Michel Quesnel et Philippe Gruson, ''La Bible et sa culture, vol. II'', Desclée de Brouwer, 2011, <abbr>p.</abbr> 415.</small></ref>, araka ny lovantsofina<ref><small>Raymond E. Brown, ''Que sait-on du Nouveau Testament ?'', Bayard, 2011 (1re éd. 1997) (<nowiki>ISBN 978-2-227-48252-4</nowiki>) <abbr>p.</abbr> 377.</small></ref>.
 
== Fizaràn' ny boky ==
Ny ankamaroan' ny manam-pahaizana dia mizara ny Evanjelin' i Joany ho efatra: fitarihan-teny (1.1-8); fitantarana ny asa fanompoan' i JesosyJesoa, atao hoe B''okinBokin' ny famantarana'' (1.19-12.50); fitantarana ny alina farany teo amin' i JesosyJesoa sy ireo mpianany, ny fijaliany, ny fitsanganany ho velona, izay atao hoe ''Bokin' ny voninahitra'' (13.1-20.31); ary famaranan-teny (toko faha-21).
 
=== Fitarihan-teny (1.1-8) ===
Ny fitarihan-teny dia manambara amin' ny mpamaky hoe iza marina i JesosyJesoa: izy no Tenin' Andriamanitra izay nenti-namorona izao tontolo izao sady [[Fahatongavana ho nofo (kristianisma)|tonga nofo]]<ref><small>Aune, David E. (2003). "John, Gospel of". ''[https://books.google.com/?id=nhhdJ-fkywYC&printsec=frontcover#v=onepage&q&f=false The Westminster Dictionary of New Testament and Early Christian Literature and Rhetoric]''. Westminster John Knox Press. ISBN 9780664219178, p. 245.</small></ref>. Ny ao amin' ny Joany 1.10-12 dia mitantara toy izao: tonga tao amin' ny [[Jiosy]] (na Jody) i JesosyJesoa fa ny Jiosy tsy nandray azy, nefa "izay rehetra nandray Azy (ny mpino kristiana) izay nino ny Anarany, dia nomeny hery ka tonga zanak' Andriamanitra"<ref><small>Aune, David E. (2003). "John, Gospel of". ''[https://books.google.com/?id=nhhdJ-fkywYC&printsec=frontcover#v=onepage&q&f=false The Westminster Dictionary of New Testament and Early Christian Literature and Rhetoric]''. Westminster John Knox Press. ISBN 9780664219178, p. 246.</small></ref>.
 
=== Ny ''Bokin' ny famantarana'' (toko 1.19–12.50) ===
Natao batisa i JesosyJesoa sy niantso ireo mpianany ary nanomboka ny asa fanompoany eto an-tany<ref name=":0"><small>Van der Watt, Jan (2008). ''[https://books.google.com/?id=8nRJDwAAQBAJ&dq=Johannine+literature An Introduction to the Johannine Gospel and Letters]''. Bloomsbury. <nowiki>ISBN 9780567521743</nowiki>, p. 10.</small></ref>. Nandeha nitety tanàna izy mba hanambara amin' ny mpihaino azy ny amin' [[Andriamanitra Ray]], mba hanome ny [[fiainana mandrakizay]] ho an' izay rehetra vonona ny hino azy ary nanatanteraka [[fahagagana]] izay famantarana ny fahamarinan' ny fampianarany (39 40). Izany dia niteraka tsy fifankahazoana teo amin’nyamin’ ny mpitondra fivavahana (izay efa niseho lany manomboka eo amin' ny Joa. 5.17-18), izay nanapa-kevitra ny hamono azy<ref name=":0" />.[[Sary:В. Е. Маковский Чудо в Кане.jpg|vignette|272x272px|''Ny fahagagana tao Kanà,'' nataon'i Vladímir Makovski.]]
==== I JesosyJesoa tao Galilea sy ny manodidina (1.19-4.54) ====
 
*Fijoroan' i [[Joany mpanao batisa|Joany Batista]] (na Jaona mpanao batisa) ho vavolombelona (1.19-34)
* Ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatra]] voalohany (1.35-51)
* Fahagagana voalohany: fanovana ny rano ho divay tao Kanà (2.1-12)
* Ny fifanandrinana voalohany tao an-[[Tempolin'iTempoly JerosalemaFaharoa|tempoly]] (2.13-25)
* I JesosyJesoa sy i NikodemosyNikôdemôsy (na Nikôdema) (3.1-21)
* Lasa ilay vavolombelona (3.22-36)
* Nambara tamin' ireo [[Samaritana]] ny [[Mesia]] (4.1-42)
* Fahagagana faharoa: fanasitranana ny zanaky ny manam-boninahitra tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] (4.43-54)
 
Andalana faha-45:
==== Finoana sy tsy finoana (5.1-7.9) ====
 
*Fanasitranana ilay malemy tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] (5.1-15)
* Ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Zanak'Andriamanitra|Zanaka]] (5.16-30)
* Ireo vavolombelon' ny Zanaka (5.31-47)
* Ny mofo ho an' ny rehetra (6.1-15)
* Nandehandeha eny ambony rano i JesosyJesoa (6.16-21)
* Ny mofon' aina (6.22-6.65)
* Ny fanekem-pinoan' i [[Petera]] na Piera (6.66-71)
 
[[Sary:La curacion del ciego El Greco Dresde.jpg|vignette|258x258px|''Fampahiratana an'ilay jamba,'' nataon'i El Greco (1567)]]
 
==== I JesosyJesoa tao Jerosalema sy ny manodidina (7.1-12.50) ====
 
* I JesosyJesoa nankalaza ny [[fetin'ny Tranolay|fetin' ny Tranolay]] tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] (7.1-13)
* Mitombo ny fanoherana an' i JesosyJesoa (7.14-24)
* Ady hevitra momba ny fiavian' i JesosyJesoa (7.25-30)
* Nilaza ny handaozany ny mpianany tsy ho ela i JesosyJesoa (7.31-36)
* Ny rano velona (7.37-53)
* Ilay vehivavy tratra nijangajanga (8.1-11)
* I JesosyJesoa no fahazavan' izao tontolo izao (8.12-30)
* Ny tena zanak' i [[Abrahama]] (8.31-51)
*Ny nampahiratana ilay teraka jamba (9.1-12)
* Fanadihadiana ny amin' ilay fahagagana, ny tena jamba (9.13-41)
* Ny mpiandry tsara (10.1-21)
* Zanak' Andriamanitra sa mpiteny ratsy an' Andriamanitra? (10.22-42)
* Ny nananganana an' i Lazarosy na Lazara ho velona (11.1-19)
* Ny fandresena ny fahafatesana (11.20-44)
* Fanapahan-kevitry ny [[Jiosy]] (na Jody) sasany hamono an' i JesosyJesoa (11.45-57)
* Tao an-tranon' i Lazarosy i JesosyJesoa (12.1-11)
* Niditra amim-boninahitra tao Jerosalema i JesosyJesoa (12.12-19)
* Ny voninahitra ao amin' ny fahafatesan' i JesosyJesoa (12.20-36)
* Ny tsy finoan' ny Jiosy sy ny antso ho amin' ny finoana (12.37-50)
 
=== Ny ''Bokin' ny voninahitra'' (toko 13.1–20.31) ===
I JesosyJesoa dia nanombanananomana ireo mpianany amin' ny fiainan' izy ireo hoavy amin' ny tsy haha eto an-tany azo tsapain-tanana intsony azy ka nivavaka ho azy ireo sy ho an' ny tenany koa. Fanomanana ny mpamaky hiatrika ny tantaran' ny fijaliany sy ny fahafatesany ary ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|fitsanganany]] amin' ny maty izany. Mifarana amin' ny famaranana ny amin' ny tanjon' ilay Filazantsara izany: "mba hinoanana fa i Jesosy no Kristy, Zanak' Andriamanitra sady mba hinoana fa hanana ny fiainana amin' ny anarany"<ref name=":1"><small>Moule, C. F. D. (July 1962). "The Individualism of the Fourth Gospel". ''Novum Testamentum''. 5 (2/3): 171–90.doi:10.2307/1560025. [https://www.jstor.org/stable/1560025 JSTOR] 1560025. p. 172.</small></ref>.[[Sary:Palma Giovane wash.jpg|vignette|''Fifanasan-tongotra,'' nataon'i Palma el Joven (1591-1592)|254x254px]]
 
==== Ny fametraham-beloman' i JesosyJesoa (13.1–17.26) ====
 
*Nifanasa tongotra i JesosyJesoa sy ny mpianany (13.1-20)
* Ny amin' ilay hamadika an' i JesosyJesoa (13.21-30)
* Didy vaovao (13.31-38)
* I JesosyJesoa no lalana sy fahamarinana ary fiainana (14.1-14)
* Nampanantena ny Fanahin' ny fahamarinana i JesosyJesoa (14.15-31)
* Ny voaloboka sy ny sampany (15.1-17)
* Fankahalan' izao tontolo izao ny mpianatra (15.18-26)
* Ny asan' ny [[Fanahy Masina]] izay ho avy (16.1-15)
* Alahelo hovana fifaliana (16.16-33)
* Nivavaka ho an' ny tenany sy ho an' ny hafa i JesosyJesoa (17.1-26)
 
==== Mankany amin' ny fandresena (18.1-20.31) ====
 
* Ny fisamborana an' i JesosyJesoa (18.1-11)
* Nentina teo anatrehan' i Hana i JesosyJesoa (18.12-14)
* Ny fandavan' i [[Petera]] voalohany an' i JesosyJesoa (18.15-18)
* Nentina teo anatrehan' ny [[Mpisoronaben'i Israely|mpisoronabe]] i JesosyJesoa (18.19-24)
* Ny fandavan' i Petera fanindroany sy fanintelony (18.25-27)
* Nentina teo anatrehan' i [[Pontio Pilato|Pilato]] i JesosyJesoa (18.28-40)
* Nohelohin' i Pilato ho faty i JesosyJesoa (19.1-16)
* Ny nahafatesan' i JesosyJesoa (19.17-37)
* Ny nandevenana an' i JesosyJesoa (19.38-42)
* Ilay fasana foana (20.1-10)
* Niseho tamin' i [[Maria Magdalena]] i JesosyJesoa (20.11-18)
* Niseho tamin' ny mpianany i JesosyJesoa (20.19-23)
* Niseho tamin' i [[TomasyTômasy]] sy ny mpianatra hafa i JesosyJesoa (20.24-29)
* Fehin-teny voalohany (20.30-31)
 
Andalana faha-113:
 
=== Teny famaranana (toko faha-21.1-25) ===
Ny toko faha-21 dia mitantara ny fisehoan' i JesosyJesoa taorian' ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|fitsanganany ho velona]] tamin' ireo mpianany tao [[Galilea (faritra)|Galilea]], ny jono mahagaga, ny famerenene indray an' i [[Petera]] na Piera amin' ny toerany ary ny anjaran' ilay mpianatra tian' i JesosyJesoa indrindra<ref name=":1" />.
 
*Ilay jono mahagaga teo amoron' ny [[farihy Tiberiasy]] na Tiberiada (21.1-14)
* Naverin' i JesosyJesoa ho mpamahana ny ondriny indray i Petera (21.15-23)
* Fehin-teny faharoa (21.24-25)
 
== Jereo koa ==
* [[Filazantsara araka an'i Marka|Filazantsara araka an' i Marka]]
* [[Filazantsara araka an'i Matio|Filazantsara araka an' i Matio]]
* [[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsara araka an' i Lioka]]
* [[Filazantsara]]
* [[Evanjelista]]
*[[Epistilin'i Paoly|Epistilin' i Paoly]]
*[[Epistily katolikakatôlika]]
*[[Asan'ny ApostolyApôstôly|Asan' ny Apôstôly]]
*[[Apokalipsin'i Joany|Apôkalipsin' i Joany]]
*[[Testamenta Taloha]]