Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pasquale Ottino San Marcos escribe sus Evangelios al dictado de San Pedro Musée des Beaux-Arts, Bordeaux.jpg|vignette|''Manoratra ny Vaovao Mahafaliny i Marka araka ny soratononina ataon'i Petera,'' nataon'i Pasquale Ottino taimin'ny taonjato faha-17]]
Ny '''Filazantsara''' '''araka''' '''an' i''' '''Marka''', na '''Vaovao''' '''Mahafaly''' '''araka''' '''an' i''' '''Marka''', na '''Evanjely''' '''araka''' '''an' i''' '''Masindahy''' '''Marka''' dia faharoa amin' ny [[Filazantsara]] ao amin' ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin' ny [[Baiboly]]. Ny asa nataon' i [[JesosyJesoa]] (na [[Jesoa|Jesosy]]) no tian' ny mpanoratra hampitaina: asehony i JesosyJesoa eo am-panatanterahana ny asany amin' ny fanasitranana ny marary, amin' ny fampitomboana isa ny mofo ho an' ny vahoaka. Izany asa izany dia tantarain' ny mpanoratra mba hanaporofoany ny maha avy amin' Andriamanitra an' i JesosyJesoa. Tsy latsaky ny 18 ny isan' ireo [[fahagagana]] tantarainy. Ao amin' ny andininy voalohany fotsiny dia efa milaza sahady ny mpanoratra fa i JesosyJesoa no "[[Zanak'Andriamanitra|Zanak' Andriamanitra]]" (Mar. 1.1) ary any amin' ny faran' io [[Vaovao Mahafaly]] io dia taterin' ny mpanoratra ny resak' ilay manamboninahitra miaramila romanarômana teo am-pototry ny [[hazo fijaliana]] hoe: "Marina tokoa fa Zanak' Andriamanitra io lehilahy io" (Mar. 15.39).
 
Asehon' ny mpanoratra koa fa ny fahagagana nataon' i JesosyJesoa dia tsy nataony hitadiavany laza: Fantatr' i JesosyJesoa fa tsy maintsy hijaly izy. Izany no nahatonga ny mpanoratra haneho ny fiainan' i JesosyJesoa ho toy ny fiomanany amin' ny hahafatesany. Imbetsaka i JesosyJesoa no manambara mialoha ny hijaliany sy ny hahafatesany. Amin' ny mpanoratra dia vaovao tsara izany fahafatesany izany satria heveriny fa mahatanteraka ny faminanian' i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (Isaia 53.12): avy izy "hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro" (Marka 10.45) sady araka ny efa nambarany dia [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|hitsangana amin' ny maty]] izy satria tsy afaka ny hitoetra ao am-pasana ny Zanak' Andriamanitra.
 
Ny Filazantsaran' i Marka dia nosoratana ho an' ireo Kristiana avy amin' ny [[Jentilisa]] (na [[Jentily]]) izay tokony hanazavana tsara ireo fitenenana avy amin' ny [[fiteny arameana]] sy [[Fiteny hebreo|hebreo]] ary tokony hanazavana ny fomba amam-panao jiosy. Isan' ireo [[Filazantsara synoptika|Filazantsara sinoptikasinôptika]] ny Filazantsaran' i Marka. Teo anelanelan' ny taona 60 sy 75 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran' ny boky ==
Ny hoe ''Filazantsara araka an' i Marka'', na ''Evanjely araka an' i Marka'', dia fanagasiana ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Kατὰ Μάρκον εὐαγγέλιον'' izay vakina hoe ''Kata Markon euangélion''. Amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia ''Evangelium secundum Marcum'' no iantsoana azy.
 
Ny [[ProtestantismaPrôtestantisma eto Madagasikara|ProtestantaPrôtestanta malagasy]] dia manoratra hoe ''Filazantsara araka an' i Marka'' na ''Filazantsara nosoratan' i Marka''. Ny [[Eglizy KatolikaKatôlika ApostolikaApôstôlika RomanaRômanina (Madagasikara)|KatolikaKatôlika malagasy]] kosa dia manoratra hoe ''Evanjely araka an' i Masindahy Marka'' na ''Evanjely nosoratan' i Masindahy Marka''. Fiteny ihany koa ny hoe ''Vaovao Mahafaly araka an' i Marka'' na ''Vaovao Mahafaly nosoratan' i Marka''.
 
== Ny amin' ny fiforonan' ny boky ==
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny [[lovantsofina]] dia i [[Marka (evanjelista)|Marka]], no nanoratra ny Filazantsara araka an' i Marka.
 
=== Ny fotoana nanoratana ===
Teo anelanelan' ny taona 60 sy 75 no nanoratana ny Filazantsara araka an' i Marka.
 
=== Ny toerana nanoratana ===
Araka an' i [[Klemento avy any Aleksandria]] dia tao Rôma no nanoratana ny Evanjelin' i Marka. Ny mpikaroka sasany anefa mihevitra fa mety tao [[Palestina]] na tao [[Siria (faritra)|Siria]] na tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) no nanoratana azy.
 
== Fizaràn' ny boky ==
Azo zaraina telo lehibe ny Filazantsaran’iFilazantsaran’ i Marka ka ny fizaràna tsirairay dia mbola azo tsinjaraina maro. Mahakasika an’ian’ i [[JesosyJesoa]] tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) ny fizaràna voalohany, ny fizaràna faharoa dia mikasika ny asa sy tenin’itenin’ Jesosyi Jesoa tany ivelan’iivelan’ i Galilea, ary momba ny herinandro farany nandalovan’inandalovan’ Jesosyi Jesoa tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] ny fizaràna fahatelo.
 
=== I JesosyJesoa tany Galilea (Mar''.'' 1.1 - 7.23) ===
 
==== Ny fisehoan’ifisehoan’ Jesosyi Jesoa voalohany (Mar. 1.1-45) ====
* I [[Joany mpanao batisa]] sy ny nanaovany batisa an’ian’ i Jesoa (1.1-11)
 
* I JesosyJesoa tany an-tany efitra (1.12-13)
 
* Ny nanombohan’inanombohan’ Jesosyi Jesoa ny asany (1.14-15)
 
* Ny niantsoan' i JesosyJesoa ny mpianany efatra voalohany (1.16-20)
 
* I JesosyJesoa tany [[Kapernaomy]] nanasitrana demoniaka (1.21-28)
 
* Ny nanasitran' i JesosyJesoa ny rafozambavin' i SimonaSimôna sy olona hafa (1.29-34)
 
* Ny fitetezan' i JesosyJesoa an' i [[Galilia (faritra)|Galilea]] (1.35-39)
 
* Ny nanasitranan' i JesosyJesoa ilay boka (1.40-45)
 
==== Ny tsy fankasitrahan’nyfankasitrahan' ny mpanohitra an’ian' i JesosyJesoa (Mar. 2.1-3.6) ====
* Ny nanasitranana ilay olona malemy (2.1-2.12)
 
* Ny niantsoan' i JesosyJesoa an' i Levy (2.13-14)
* Niara-nisakafo tamin' ny mpanota i JesosyJesoa (2.15-17)
* Tsy nifady hanina ny mpianatr’impianatr’ Jesosyi Jesoa (2.18-22)
* Ireo salohim-bary notazana tamin’nytamin’ ny andro [[Sabata (jiosy)|Sabata]] (2.23-28)
* Ny nanasitranan' i JesosyJesoa ilay maty tanana tamin’nytamin’ ny andro Sabata (3.1-6)
* Ny fanasitranana nataon’inataon’ Jesosyi Jesoa teo amoron-dranomasina (3.7-12)
 
==== Ny fianakaviana sy ny mpianatr’impianatr’ Jesosyi Jesoa (3.13-35) ====
* Ny fiantsoana ireo [[ApostolyApôstôly roa ambin'ny folo|ApostolyApôstôly]] roa ambin’nyambin’ ny folo (3.13-19)
* Ny fianakavian' i JesosyJesoa (3.20-21)
* Ny fanaratsian' ny [[Mpanoradalàna|mpanora-dalàna]] an' i JesosyJesoa (3.22-30)
* Ny tena fianakavian’ifianakavian’ Jesosyi Jesoa (3.31-35)
 
==== Ireo fanoharana efatra (Mar. 4.1-34) ====
* Ny fanoharana ny amin’nyamin’ ny mpamafy (4.1-9)
* Ny antony ampiasan' i JesosyJesoa fanoharana (4.10-12)
* Ny fanazavan' i JesosyJesoa ilay fanoharana ny amin’nyamin’ ny mpamafy (4.13-20)
* Ny fanoharana ny amin’nyamin’ ny jiro saromana vata famarana (4.21-25)
* Ny fanoharana ny amin' ny voa naniry ho azy (4.26-29)
* Ny fanoharana ny amin' ny voantsinapyvoan-tsinapy (4.30-32)
* Ny teny amehezan’iamehezan’ Jesosyi Jesoa ny lanjan’ireolanjan’ ireo fanoharana nataony (4.33-34)
 
==== Ireo fahagagana hafa nataon’inataon’ Jesosyi Jesosa (Mar. 4.35-5.43) ====
* Ny nampitsaharan' i JesosyJesoa ny tafio-drivotra mahery (4.35-41)
* Ilay olona azon' ny devoly tany Gergesà / Gerasena (5.1-20)
* Ilay vehivavy nitsi-dra sy ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fananangana]] ny zanak’izanak’ i Jairo tamin’nytamin’ ny maty (5.21-43)
 
==== Ny fandavana an’ian’ Jesosyi Jesosa sy ny fanambarany ny hahafatesany (Mar. 6.1-6.29) ====
* Ny fitsidihan’ifitsidihan’ Jesosyi an’iJesoa an’ i [[Nazareta]] sy ny fandavana azy tao (6.1-6)
* Ny nanirahan’inanirahan’ Jesosyi Jesoa ireo ApostolyApôstôly (6.7-13)
* Ny nahafatesan’inahafatesan’ i [[Joany mpanao batisa]] (6.14-29)
 
==== Ireo fahagagana nataon’inataon’ Jesosyi Jesoa (6.30-56) ====
* Ny fampitomboan’ifampitomboan’ Jesosyi Jesoa ny isan’nyisan’ ny mofo ho an’olonaan’ olona dimy arivo (6.30-44)
* Ny nandehanan’inandehanan’ Jesosyi Jesoa teny ambony rano (6.45-52)
* Ireo fanasitranana nataon’inataon’ Jesosyi Jesoa tany Genesareta (6.53-56)
 
==== Adihevitra isan-karazany (7.1-23) ====
* Ny adihevitra momba ny fampianaran’nyfampianaran’ ny razana (7.1-13)
 
* Ny amin’nyamin’ ny fampianarana ny madio sy ny maloto (7.14-23)
 
=== I JesosyJesoa tany ivelan' i Galilea (Mar. 7.24 - 10.52) ===
 
==== Ireo fahagagana nataon’inataon’ Jesosyi Jesoa (7.24-8.10) ====
* Ny fanasitranana ny zanakavavin’ilayzanakavavin’ ilay vehivavy [[Fenisia|foenikiana]] (7.24-30)
* Ny nanasitranan’inanasitranan’ Jesosyi Jesoa ilay moana marenina (7.31-37)
* Ny nampitomboan' i JesosyJesoa ny isan' ny mofo ho an’olonaan’ olona efatra arivo (8.1-10)
 
==== Adihevitra tamin’ireotamin’ ireo Fariseo (8.1-21) ====
* Ny nangatahan’nynangatahan’ ny [[Fariseo]] (na Farisianina) famantarana tamin’itamin’ i JesosyJesoa (8.11-13)
 
* Ny masirasiran’nymasirasiran’ ny Fariseo sy ny an’ian’ i HerodaHerôda (8.14-21)
 
==== Ireo fahagagana nataon’inataon’ Jesosyi Jesoa sy ny hahafatesany (8.22-26) ====
* Ny fanasitranan’ifanasitranan’ Jesosyi Jesoa ny jamba tao [[Betsaida]] (8.22-26)
* Ny fiaikem-pinoan’ipinoan’ i [[Petera]] (na Piera) ny amin’iamin’ i JesosyJesoa (8.27-30)
* Ny fanambaran’ifanambaran’ Jesosyi Jesoa voalohany ny hijaliany sy ny hahafatesany (8.31-33)
* Ny fepetra fanarahana an’ian’ Jesosyi Jesoa (8.34-9.1)
* Ny fiovan-terehin’iterehin’ Jesosyi Jesoa teo an-tendrombohitra (9.2-8)
* Ny fanontaniana ny amin’iamin’ i [[Elia]] (9.9-13)
* Ny nanasitranan’inanasitranan’ Jesosyi an’ilayJesoa mararin’nyan’ ilay mararin’ ny androbe (9.14-29)
* Ny nanambaran’inanambaran’ Jesosyi Jesoa ny hijaliany sy ny hahafatesany (9.30-32)
 
==== Ny fanjakan’Andriamanitrafanjakan’ Andriamanitra sy ny fanarahana an’ian’ i JesosyJesoa (9.33-10.12) ====
* Ny lehibe indrindra eo amin’nyamin’ ny [[fanjakan'Andriamanitra|fanjakan' Andriamanitra]] (9.33-37)
* Ny fampiasana ny anaran’ianaran’ Jesosyi Jesoa (9.38-40)
* Ny hatao amin’izayamin’ izay tia na mankahala ny mpianatr’impianatr’ i JesosyJesoa (9.41-42)
* Ny fanafintohinana (9.43-50)
* Ny amin’nyamin’ ny fisaraham-panambadiana (10.1-12)
* Ny nitsofan’initsofan’ Jesosyi Jesoa rano ny ankizy madinika (10.13-16)
 
==== Ireo resaka nataon’inataon’ Jesosyi Jesoa teny an-dalana mankany Jerosalema (Mar. 10.17-31) ====
* Ilay lehilahy mpanakarena (10.17-22)
* Ny loza azo avy amin’nyamin’ ny harena (10.23-27)
* Ny valisoa ho azon’izayazon’ izay mahafoy harena (10.28-31)
* Ny fanambaràn’ifanambaràn’ Jesosyi Jesoa fanintelony ny hijaliany sy ny hahafatesany (10.32-34)
* Ny fangatahan’ifangatahan’ i [[Jakoba zanak'i Zebedio|Jakoba]] sy i [[Joany apostoly|Joany]] zanak' i Zebedio (10.35-40)
* Ny lehibe tsy maintsy manompo (10.41-45)
* Ny nanasitranan’inanasitranan’ Jesosyi an’iJesoa an’ i Bartimeo jamba (10.46-52)
 
=== I JesosyJesoa tany Jerosalema (Mar. 11.1 - 13.36) ===
 
==== Ny nanadiovan’inanadiovan’ Jesosyi Jesoa ny tempoly (11.1-33) ====
* Ny nidiran’inidiran’ Jesosyi Jesoa tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] (11.1-11)
* Ilay aviavy tsy namoa (11.12-14)
* Ny nandroahan’inandroahan’ Jesosyi Jesoa ireo mpivarotra tao an-[[Tempolin'iTempoly JerosalemaFaharoa|Tempoly]] (11.15-19)
* Ny lesona avy amin’ilayamin’ ilay aviavy maina (11.20-26)
* Ny fanontaniana ny amin’nyamin’ fahefan’iny Jesosyfahefan’ i Jesoa (11.27-33)
 
==== Ny fanontanian’ireofanontanian’ ireo Fariseo sy ny fitsikeran’ifitsikeran’ i JesosyJesoa azy (12.1-44) ====
* Ny fanoharana ny amin’nyamin’ ny mpamboly voaloboka ratsy fanahy (12.1-12)
* Ny amin’nyamin’ ny hetra aloa ho an’ian’ i Kaisara (12.13-17)
* Ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fitsanganan-ko velona]] (12.18-27)
* Ny didy lehibe indrindra (12.28-34)
* I Kristy, zanak’izanak’ i [[Davida (Baiboly)|Davida]] nefa Tompony koa (12.35-37)
* Ny fanamelohan’ifanamelohan’ Jesosyi Jesoa ny [[Fariseo]] sy ny [[Mpanoradalàna]] (12.38-40)
* Ny rakitr’ilayrakitr’ ilay vehivavy mpitondratena (12.41-44)
 
==== Ny nilazan’inilazan’ Jesosyi Jesoa ny amin’nyamin’ ny zavatra hiseho amin’nyamin’ ny andro farany (13.1-37) ====
* Ny nilazan’inilazan’ Jesosyi Jesoa ny amin’nyamin’ haharavan’nyny haharavan’ ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (13.1-2)
* Ny toriten’itoriten’ Jesosyi Jesoa ny amin’nyamin’ ny [[andro farany]] (13.3-4)
* Ny fiandohan’nyfiandohan’ ny fahoriana (13.5-13)
* Ny fahoriana hihatra amin’iamin’ i Jerosalema (13.14-23)
* Ny hisehoan’nyhisehoan’ Zanak’olonany [[Zanak'Olona|Zanak’ olona]] amim-boninahitra (13.24-27)
* Ny fanoharana ny amin’nyamin’ ny aviavy (13.28-32)
* Ny fampiambenana nataon’inataon’ Jesosyi Jesoa (13.33-37)
 
=== Ny fijalian’ifijalian’ Jesosyi Jesoa sy ny fitsanganany ho velona (Mar. 14.1-16.19) ===
 
==== Ny fiomanan’ifiomanan’ Jesosyi amin’nyJesoa amin’ ny fisamborana sy ny famonoana azy (14.1-42) ====
* Ny teti-dratsy hamonoana an’ian’ Jesosyi Jesoa (14.1-2)
* Ny nanosoran’ilaynanosoran’ ilay vehivavy menaka an’ian’ i JesosyJesoa tao Betania (14.3-9)
* I [[Jodasy Iskariota|Jodasy]] sy ireo lohandohan’nylohandohan’ ny mpisorona (14.10-11)
* Ny fanomanana ny sakafon’nysakafon’ ny [[Paska jiosy|Paska]] (14.12-16)
* Ny nanambaràn’inanambaràn’ Jesosyi Jesoa izay  hamadika azy (14.17-21)
* Ny fanasan’nyfanasan’ ny Tompo (14.22-25)
* Ny nilazan’inilazan’ Jesosyi Jesoa mialoha ny handavan’i [[Petera]] (na Piera) azy (14.26-31)
* I JesosyJesoa tao [[Getsemane]] nivavaka (14.32-42)
 
==== Ny fisamborana sy ny fitsarana ary ny fanomboana an’ian’ Jesosyi Jesoa (14.43-15.47) ====
* Ny nisamborana an’ian’ Jesosyi Jesoa (14.43-52)
* I JesosyJesoa teo anatrehan’nyanatrehan’ ny [[Sinedriona jiosy|Sinedriona]] (14.53-65)
* Ny nandavan’inandavan’ i Petera an’ian’ i JesosyJesoa (14.66-72)
* Ny nanadinan’inanadinan’ i [[Pilato]] an’ian’ i JesosyJesoa (15.1-5)
* Ny nanamelohana an' i JesosyJesoa ho faty (15.6-15)
* Ny nampisatrohana tsilo an’ian’ Jesosyi Jesoa (15.16-19)
* Ny lalan’nylalan’ ny [[hazofijaliana]] (15.20-22)
*Ny namantsihana an’ian’ Jesosyi Jesoa teo amin’nyamin’ ny hazofijaliana (15.23-32)
 
==== Ny nahafatesan’inahafatesan’ Jesosyi Jesoa sy ny nandevenana ary ny nitsanganany ho velona (16.1-20) ====
* Ny nahafatesan’inahafatesan’ Jesosyi Jesoa (15.33-41)
* Ny nandevenana an’ian’ Jesosyi Jesoa (15.42-47)
* Ny [[Fitsanganan'i JesosyJesoa ho velona|nitsanganan’initsanganan’ Jesosyi Jesoa ho velona]] (16.1-8)
* Ny nisehoan’inisehoan’ Jesosyi tamin’iJesoa tamin’ i [[Maria Magdalena]] (16.9-11)
* Ny nisehoan’inisehoan’ Jesosyi tamin’nyJesoa tamin’ ny mpiany roa (16.12-13)
* Ny nisehoan’inisehoan’ Jesosyi tamin’nyJesoa tamin’ ny mpianany iraika ambin’nyambin’ ny folo (16.14-18)
* Ny [[Fiakaran’iFiakaran'i JesosyKristy any an-danitra|niakaran’iniakaran’ Jesosyi Jesoa any an-danitra]] (16.19-20)
 
== Fifandraisan' ny Filazantsaran' i Marka amin' ireo filazantsara sinoptikasinôptika hafa ==
Araka ny [[petra-kevitry ny loharano roa]] dia manana anjara toerana amin' ny famahana ny "olana sinoptikasinôptika", dia ny fisian' ny fifanahafana sy ny tsy fitoviana eo amin' ireo filazantsara telo, ny Filazantsaran' i Marka. Araka io petra-kevitra io dia ny Filazantsaran' i Marka no tranainy indrindra amin' ireo [[Filazantsara sinoptikasinôptika|filazantsara sinoptikasinôptika telo]], ary ny mpananoratra ny [[Filazantsaran'i Matio|Filazantsaran' i Matio]] sy ny [[Filazantsaran'i Lioka|Filazantsaran' i Lioka]] dia naka ampahany avy ao amin' ny Filazantsaran' i Marka.
 
Ny fifanahafana hita amin' ireo filazantsara sinoptikasinôptika ireo dia azo aseho amin' ny alalan' ny tarehimarika. Ny 80&nbsp;%n' ny lahatsoratra ao amin' ny Filazantsaran' i Marka (andininy miisa 523 amin' ny 661) dia miseho koa ao amin' ny Filazantsaran' i Matio ary ny 55&nbsp;% (andininy 364 amin' ny 661) dia hita ao amin' ny Filazantsaran' i Lioka. Amin' ny andininy 661 ao amin' ny Filazantsaran' i Marka dia 26 ihany no azy manokana, ny 330 dia itambarany amin' ny Filazantsaran' i Matio sy ny Evanjelin' i Lioka, ary ny 325 dia noraisin' ny Filazantsaran' i Matio na ny Filazantsaran' i Lioka. Ny lahatsoratrynylahatsoratry ny Filazantsaran' i Marka dia hita saika manontolo ao amin' ireo filazantsara roa hafa, izany hoe andininy miisa 635 amin' ny 661<ref><small>Daniel Marguerat, « Le problème synoptique », in ''Introduction au Nouveau Testament : Son histoire, son écriture, sa théologie'', Labor et Fides, 2008, p. 31-32.</small></ref>.
 
Ny andalana iraisan' ny Filazantsaran' i Matio sy ny Filazantsaran' i Lioka nefa tsy hita ao amin' ny Filazantsaran' i Marka dia mety notovozina tamin' ny loharano faharoa, izay tsy ananana intsony amin' izao, dia ny ''[[Loharano Q]]'' (ny ''Q'' dia fanafohezana ny [[Fiteny alemana|teny alemàna]] hoe ''Quelle,'' izay midika fotsiny hoe "loharano"), izay fanangonan-tenin' i JesosyJesoa (atao amin' ny teny grika hoe ''Logia'').
 
== Jereo koa ==
* [[Filazantsara araka an'i Matio|Filazantsara araka an' i Matio]]
* [[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsara araka an' i Lioka]]
* [[Filazantsara araka an'i JaonaJoany|Filazantsara araka an' i Joany]]
* [[Filazantsara]]
* [[Evanjelista]]
 
* [[Epistilin'i Paoly|Epistilin' i Paoly]]
* [[Epistily katolikakatôlika]]
* [[Asan'ny ApostolyApôstôly|Asan' ny Apôstôly]]
* [[Apokalipsin'i Joany|Apôkalipsin' i Joany]]
* [[Testamenta Taloha]]