Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-186:
* Ny [[Fiakaran’i Jesosy any an-danitra|niakaran’i Jesosy any an-danitra]] (16.19-20)
 
== Fifandraisan'ny Filazantsaran'i Marka amin'ireo filazantsara sinoptika roa hafa ==
Araka ny [[petra-kevitry ny loharano roa]] dia manana anjara toerana amin'ny famahana ny "olana sinoptika", dia ny fisian'ny fifanahafana sy ny tsy fitoviana eo amin'ireo filazantsara telo, ny Filazantsaran'i Marka. Araka io petra-kevitra io dia ny Filazantsaran'i Marka no tranainy indrindra amin'ireo [[Filazantsara sinoptika|filazantsara sinoptika telo]], ary ny mpananoratra ny [[Filazantsaran'i Matio]] sy ny [[Filazantsaran'i Lioka]] dia naka ampahany avy ao amin'ny Filazantsaran'i Marka.