Karbônina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
video added #WPWP #WPWPBN
Andalana faha-1:
[[Sary:Element 6.webm|vignette|Karbônina atômika]]
Ny '''karbônina''' dia zavatra simika manana eva C ary manana lahatra atômika 6. Ny lanja atômikany dia 12,0107. Efa nisy teto an-tany ny karbônina hatry ny fisian' ny [[masoandro]]: vita avy amin' ny niokleôsintezin' ny kintana nipoaka ny karbônina talohan' ny fiforonan' ny [[masoandro]] sy ny fajiry. Ny [[petraka]] (sediment), ny [[arin-tany]], ny [[solitany]], ny [[manjarano]] (amin' ny [[pensily]]) ary ny [[diamondra]]. Ny diamondra mety misy anatin' ny [[kimberlita]]n' ny afotroa, indrindra any [[Afrika Atsimo]] sy any [[Arkansas]]. Mety misy diamondra kely varavety anatin' ny vato avy any amin' ny habakabaka. [[Sary:Diamond and graphite.jpg|200px|ankavanana|thumb|Ny [[diamondra]] sy ny [[manjarano]], vita karbônina]]