Balkana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Balkan topo en.jpg|thumb|330x330px|ankavanana|Ny Balkana ara-jeografia]]
 
Ny '''Balkana''' dia manonomandrono ny [[firenena]] ao amin' ny [[saikanosy]] atsinanan' i [[Mediteranea]]. Ny firenen' ny Balkana dia : i [[Grisy]], i [[Krôasia]], i [[Romania]], i [[Albania]], i [[Macedônia]], i [[Serbia]], i [[MontenegroMôntenegrô]], i [[Bosnia sy Herzegovina|BosniaBôsnia-HerzegovinaHerzegôvina]] ary i [[SloveniaSlôvenia]].
 
Ny anarana hoe ''balkana'' dia avy amin' ny [[fiteny torka|teny torka]] midika hoe "vato malama", ary tamin' ny taonjato faha-19 io teny io no nampiasaina hanondroana ny faritanin' i [[Bolgaria]], ary nampiasaina taorian' io fotoana io ho an' ny [[saikanosy]] ao atsimon' i [[EoropaEorôpa Atsimo -Atsinanana]]. HatramoinHatramin' izay dia niova dika im-betsaka ny teny hoe "balkana". Tamin' ny [[Ady Lehibe Voalohany|Ady lehibe voalohany]] dia nanomboka tamin' ny famonoana ny arkidoka [[François-Ferdinand]] tany [[Sarajevo]], any BosniaBôsnia, ny faritanin' ny Balkana dia nolazaina hoe "Vanjan' i EoropaEorôpa", izay miodikamidika hoe faritany be ady ara-poko. Taty aoriana ny Balkana dia nanondroana ny firenen' i [[Yogoslavia|IogoslaviaIogôslavia]] taloha.
[[Sokajy:Faritanin' Eoropa]]
[[Sokajy:Balkana|*]]