Tsindrimandry (fivavahana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-23:
"Izay soratra rehetra <u>nomen'ny tsindrimandrin' Andriamanitra</u> dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, mba ho tanteraka ny olon' Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra". (''Ny Baiboly'' (protestanta)).
 
==== "Avy amin'ny herin'ny fanahy masin' Andriamanitra" ====
"Ny Soratra Masina iray manontolo dia <u>avy amin'ny herin'ny fanahy masin' Andriamanitra</u>, ary mahasoa mba hampianarana, hananarana, hanitsiana izay diso, hanafaizana araka ny fahamarinana, mba hahatonga ny olon' Andriamanitra ho tena mahay sy ho ampy fitaovana tsara ho amin'ny asa tsara rehetra." (''Ny Soratra Masina'' (Vavolombelon'i Jehovah)).
 
== Jereo koa ==
 
* [[Tsy fisian-diso ao amin'ny Baiboly]]
* [[Fôndamentalisma kristiana]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==