Damaso I: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Saintdamasus.jpg|vignette|346x346px|Ny Papa Damaso I]]
I '''Damaso''', izay antsoina hoe '''Papa Damaso I''', dia [[eveka]]<nowiki/>n' i RomaRôma teo anelanelan' ny taona 366 sy 384. Olom-pirenena romanarômana izy nefa EspaniolaEspaniôla ny ray aman-dreniny. Teraka tamin' ny taona 305 tao RomaRôma sy maty tamin' ny 11 Desambra 384 tao RomaRôma ihany koa izy. Izy no eveken' i RomaRôma faha-37, nandimby an' i Liberio izay maty tamin' ny taona 366. Isan' ny [[papa]] nalaza indrindra tamin' ireo taonjato voalohandohany izy ka nisaina tao amin' ireo [[Rain'ny Fiangonana|Rain' ny Fiangonana]] (na Aban' ny Eglizy).
 
I Damaso no nitarika ny fanavaozana tao amin' ny Fiangonana. Narovany indrindra ny fahambonian' ny Fiangonan' i RomaRôma amin' ny Fiangonan' i KonstantinopolyKônstantinôpôly. Niady tamin' ny fampianaran-diso izy, indrindra fa ny [[Arianisma (teolojia)|arianisma]]. Papa sy mpitia asa soratra ary poeta i Damaso. I Damaso no naniraka an' i [[Hieronimo|Hierônimo]] (na Jerôma) mpitan-tsorany sy mpanolotsainy, mba hanitsy ny lahatsoratry ny [[Baiboly]] amin' ny [[teny latina]] tamin' izay ka nipoiran' ny [[Volgata]]. Tamin' ny androny no naha fiteny litorjika ny fiteny latina izay nasolo ny [[fiteny grika]].
 
Izy koa no nanomboka nanokana toerana hitehirizana ireo tahirin-kevitry ny papa sady nanamboatra indray ireo lavabato anaty tany fandevenana ny maty.
Andalana faha-9:
 
*[[Rain'ny Fiangonana]]
*[[Kônsilin' i Rôma tamin' ny taona 382]]