Ny Tilikambo Fiambenana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Zion'sWatchTower Oct1,1907.jpg|vignette|''Zion's Watch Tower and Herald of Christ's Presence'', 1 Oktobra 1907, lahatsoratra nivoaka tao amin'ny Tilikambo Fiambenana.]]
Ny gazetiboky '''''Ny Tilikambo Fiambenana''''' dia gazetiboky niforona tamin'nytaona 1879, izay isan'ireo gazetiboky mivoaka isam-bolana zarain'ny [[Vavolombelon'i Jehovah]]. Io gazetiboky io no fitaovana lehibe indrindra amin'ny fampianaran'io fikambanana io. Ny fikambanana ''Watchtower'' ("Tilikambo fiambenana") no mamokatra sy mampiely azy. Atao hoe ''The Watchtower'' izy amin'ny teny anglisy. Azo ampiasaina amin'ny fiteny miisa 357414 io gezetiboky io, ka misy ny amin'ny taratasy ary misy ny amin'ny elektrônika, misy ny azo henoina, misy ny amin'ny fitenin'eva, ny amin'ny soratry ny moana marenina.