Tôgô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of Togo.png|vignette|366x366px|Sainam-pirenen' i Tôgô]]
[[Sary:Location Togo AU Africa.svg|vignette|I Tôgô ao Afrika]]
[[Sary:Togo-CIA WFB Map.png|vignette|Sarin-tanin' i Tôgô]]
I '''Tôgô''' dia firenena ao amin' ny faritry [[Afrika Andrefana]], izay manana morontsiraka ao amin’ ny [[helodranon' i Ginea]] sy ao amin’amin' ny Ranomesimbe Atlantika. Manana vekaran-tany mirefy 56  785  km². I [[Lomé]] no renivohiny.
 
Mahatra 550  km ny morontsirak’morontsirak' i Togo, izay avy any avatatra mianatsimo. Ny morontsiraka ao atsimo dia iva dia iva sady misy fasika. Ahitana ala ny any avaratra. Mafana sy mando ny toetany any. Be tenftombohitratentombohitra ny ao afovoan’afovoan' i TogoTôgô, izay manana tampona any amin’amin' ny haambo 986  m. Ny any avaratra kosa dia rakora fatrana anirian-kazo sy manana toetany maina.
 
Ny vahoaka tôgôley dia ahitana vondrom-poko efapolo any ho any, ka ny lehiba aminy dia ny Eoe (manakaiky ny 50  %n’ ny mponina) sy ny Kabre (20 % eo ho eo). Be mpanaraka ny fivavahan-drazana afrikana, Kristiana ny 35 % ary Miozolmana ny 20 %.
 
Miankina amin’ ny fampbolena sy ny fiompiana ny toekaren’toekaren' i Tôgô, ka anisan’ izany ny kakaô, ny voanjo, ny landihazo ary ny katsaka. Manondrana harena an-kibon’kibon' ny tany koa i Tôgô ka ny [[fôsfaty]] no lohalaharana amin’amin' izany.
 
Zanatany alemàna avy eo frantsay taloha i Tôgô nefa nahazo ny fahaleovan-tenany tamin’ ny taona 1960. Ny [[fiteny eoe]] (''ewe'') sy ny [[fiteny frantsay]] ary ny fiteny kabre no [[fiteny ôfisialy]] any.
 
== Jereo koa ==