Namibia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-26:
| densité=2,5
| type_indépendance=Daty
| pays_indépendance=Avy amin'i Afrika atsimoAtsimo
| date_indépendance=21 Martsa 1990
| pays frontaliers=Angola, Afrika Atsimo, Botswana, Zambia, Zimbabwe
Andalana faha-40:
}}
 
I '''Namibia''' na '''Repoblikan' i Namibia''' dia firenena ao amin' ny [[faritra atsimon'i Afrika|faritra atsimon' i Afrika]]., Nymanana faritravelaran-tany misymirefy an'824 i269 Namibia ankehitriny dia nitondra ny anarana Afrika Atsimo-Andrefanakm², zanatanymanana alemàna,morontsiraka aryao taty aoriana prôptektôratanamin' iny [[AfrikaRanomasimbe AtsimoAtlantika]]. Firenena mahaleotena i Namibia hatry ny 21 Martsa 1990. Ny firenena mamaritra azyan' i Namibia dia i [[Angôla]] any avaratra, ny [[Afrika Atsimo|Repoblikan' i Afrika Atsimo]] any atsimony, i [[Bôtsoana]] any atsinany ary i [[Zimbaboe]] sy i [[Zambia]] any avaratra-andrefany.
 
Ny renivohiny dia i [[Windhoek]], renivohitry ny zanatany alemàna tamin' ny faritr' i Afrika Atsimo-Andrefana taloha. Ny dikan' ny teny hoe ''Windhoek'' amin' ny [[fiteny afrikansa]] dia "toerana tsofin' ny rivotra". Telo hetsy eo ho eo ny isa-mponina any Windhoek, izany hoe eo amin' ny folo isan-jaton10 %n' ny isa-mponina manontolo eo ho eo. (roa tapitrisa mponina).
 
Atao hoe ''Namibia'' na ''Republic of Namibia'' izy amin' ny [[fiteny anglisy]], ''Namibia'' na ''Republik Namibia'' amin' ny [[fiteny alemàna]] ary ''Namibië'' na ''Republiek van Namibië'' amin' ny [[fiteny afrikansa]].
 
Ny faritra misy an' i Namibia ankehitriny dia nitondra ny anarana hoe ''Afrika Atsimo-Andrefana'', zanatany alemàna, ary taty aoriana prôtektôratan' i [[Afrika Atsimo]]. Firenena mahaleotena i Namibia hatry ny 21 Martsa 1990.
Ny renivohiny dia i Windhoek, renivohitry ny zanatany alemàna tamin' ny faritr' i Afrika Atsimo-Andrefana taloha. Ny dikan' ny teny hoe ''Windhoek'' amin' ny fiteny afrikansa dia "toerana tsofin' ny rivotra". Telo hetsy eo ho eo ny isa-mponina any Windhoek, izany hoe eo amin' ny folo isan-jaton' ny isa-mponina manontolo eo ho eo (roa tapitrisa mponina).
 
Mizara faritra ara-jeôgrafia telo ny tanin’ i Namibia, dia ny [[tany efitr’ i Namib]] izay manaraka ny morontsiraky ny [[Ranomasimbe Atlantika]], ny lembalemba afovoany izay manana haavo 1 000 m sy 2 000 m, ary ny tany efitr’ i Kalahari ao amin' ny sisin-tany atsinanana. Ony no manasaraka an' i Namibia amin' ireo firenena manodidina azy, ohatra: ny ony Orange manasaraka azy amin' i Afrika Atsimo, ny ony Zambeze amin' i Zambia. Manana toetany maina sy antonony i Namibia, karankaina any amin' ny tapany atsimo. Ny [[lembalemba]] afovoany dia rakotra [[fatrana]] anirian-kazo, fa ny avaratra kosa dia misy alabe. Ahitana biby isan-karazany ity firenena ity, ka anisan' izany ny [[elefanta]], ny [[jirafa]], ny [[liona]], ny [[tokantandroka]] ary ny [[zebra]].
 
Manana harenan an-kibon' ny tany betsaka i Namibia, ka hita ao, ohatra, ny [[diamondra]], ny [[fanitso]], ny [[firamainty]], ny [[oranioma]] ary ny [[varahina]]) izay loharanon-karena voalohany (miantoka ny 65 %n' ny fanondranana entana). Be [[Jono|mpanjono]] koa ny vahoaka namibiana.
 
Kristiana ny ankamaroan' ny mponina ao Namibia. Maro ihany koa ireo manaraka ny [[Fivavahan-drazana afrikana|fivavahan-drazana]] [[Animisma|animista]]. I Namibia dia anisan’ ireo firenena misy mponina kely hakitroka indrindra aty Afrika (3 mp/ km²). Ny [[fiteny anglisy]] no fiteny ôfisialy any Namibia sady mikambana ao amin' ny [[Commonwealth]] ity firenena ity.
 
== Jereo koa ==