Fianakaviambem-piteny nizerô-kôngôley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Niger-Congo map.png|vignette|410x410px]]
Ny '''fiteny nizerô-kôngôley''' na '''fiteny nizer-kôngô''' dia vondrom-pianakaviam-piteny afrikana maro mpiteny indrindra sady miparitaka amim-beleran-tany midadasika indrindra. Ny ankamaroan' ny fiteny afrikana dia ao amin' io fianakaviam-piteny io, izay ahitana fiteny miisa 1 525, izany hoe 21%n' ny fiteny maneran-tany, ka izy no mitana ny laharana voalohany raha ny isan' ny fiteny ao aminy no heverina. Olona miisa 459. 000. 000 any ho any no miteny nizero-kongoley, izany hoe ny 7 %n' ny mponina maneran-tany, ka ny antsasaky ny isan' ireo fiteny ireo dia tenenin' ny olona miisa tsy latsaky ny 29. 000 isaky ny fiteny avy. Miavaka ny fiteny nizero-kongoley amin' ny fisian' ny [[Kilasin'anarana (fitsipiteny)|kilasin'anarana]]. Isan' ny fiteny nizeronizerô-kongoleykôngôley, ohatra, ny [[fiteny iorobaiôroba]] sy ny [[fiteny igbo|fiteny igbô]] sy ny [[fiteny oôlôfo]] ary ny [[fiteny soahily]].
 
Mizara fianakaviam-piteny 15 ny vondrom-pianakaviam-piteny nizeronizerô-kongoleykôngôley, dia
 
* ny fianakaviam-piteny katla.
Andalana faha-8:
* ny fianakaviam-piteny ijoida
* ny fianakaviam-piteny dôgôna.
* ny fianakaviam-piteny mande, ka isaanisan'izany ny fiteny bambara, ny fiteny diola, ny fiteny malinke, ny fiteny soso, ny fiteny mende, ny fiteny kpele, ny fiteny soninke ary ny fiteny dana.
 
* ny fianakaviam-piteny lafofa.
Andalana faha-23:
* ny fianakaviam-piteny benoe-kongoley.
 
Marihina fa mbola azo avondrona anaty vondrom-piteny tao hoe fiteny atlantika-kongoleykôngôley ny fianakaviam-piteny lafofa, talody-heibàna, atlantika, kro, senofo, gora, adamaoa-obangiana, koà, voltaika-nizeriana ary benoe-kongoley. Azo avondrona ao amin'ny atao hoe fiteny voltaika-kongoley koa ny fianakaviam-piteny kro, senofo, gora, adamaoa-obangiana, koà, voltaika-nizeriana ary benoe-kongoley.
 
== Jereo koa ==