Fianakaviam-piteny pama-niongàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Australian languages.png|vignette|350x350px|Ny loko mavo dia maneho ny faritra itenenana pama-niongana ao Aostralia.]]
Ny '''fiteny pama-niongana''' dia [[fianakaviam-piteny]] [[Fitenin'ny tompon-tanin'i Aostralia|tenenin'ny tompon-tany any Aostralia]]. Io fianakaviam-piteny io dia mamondrona ny ankamaroan' ny fiteny aostraliana. Isan' ireo, ohatra, ny fiteny diirbala, ny fiteny kamilaroy, ny fiteny kokok-taiora, ny fiteny martotonira, ny fiteny marto oangka, ny fiteny nanta, ny fiteny pintopy, ny fiteny oalmajary, ny fiteny iankonitjajara ary ny ny fiteny idiny;.