Imperialisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:RomanEmpire 117.svg|vignette|319x319px|Ny [[Empira Rômana]] tamin' ny taona 177: fafa-fiitarany tamin' ny nahafatesan' i Traiano. ]]
Ny '''imperialisma''' dia fomba fitondrana izay ahitana [[firenena]] lehibe mitady hanitatra ny fahefany any ivelan’nyivelan’ ny sisintaniny. Ny tanjon’nytanjon’ ny imperialisma dia ny manangana [[empira]]. Manjaka ny firenena hafa amin’ ny alalan’ ny tafiny ny firenena imperialista. Na dia izany aza dia mety tsy mampiasa herin-tafika ireo firenena ireo fa mametraka famehezana ara-pôlitika ary ara-toekarena eo amin’ ilay firenena.
Manjaka ny firenena hafa amin’ny alalan’ny tafiny ny firenena imperialista. Na dia izany aza dia mety tsy mampiasa herin-tafika ireo firenena ireo fa mametraka famehezana ara-pôlitika ary ara-toekarena eo amin’ilay firenena.
 
Ny firenena manjaka araka ny imperialisma dia mitady hanangona ireo loharanon-karena voajanahary (tanim-boly, sns), na arak’olona amin’ny alalan’ny [[fanandevozana]] azy ireo na amin’ny alalan’ny fanofanana azy amin’ny asa kely karama (sy/na kely andraikitra). Mety hantsoina hiady ho an’ny empira izy ireo. Mety ho azon’ilay firenena imperialista ihany koa ireo tsena an-toerana ary mety ho voatery hividy na hivarotra amin’ilay governemanta imperialista na amin' ny indostrian’ny governemanta ny vahoaka.