Imperialisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''imperialisma''' dia fomba fitondrana izay ahitana [[firenena]] lehibe mitady hanitatra ny fahefany any ivelan’ny sisintaniny. Ny tanjon’ny imperialisma dia ny manangana [[empira]].
Manjaka ny firenena hafa amin’ny alalan’ny tafiny ny firenena imperialista. Na dia izany aza dia mety tsy mampiasa herin-tafinytafika ireo firenena ireo fa mametraka famehezana ara-politikapôlitika ary ara-toekarena eo amin’ilay firenena.
 
Ny firenena manjaka araka ny imperialisma dia mitady hanangona ireo loharanon-karena voajanahary (tanim-boly, sns), na arak’olona amin’ny alalan’ny [[fanandevozana]] azy ireo na amin’ny alalan’ny fanofanana azy amin’ny asa kely karama (arysy/na kely andraikitra). Mety ho antsoinahantsoina hiady ho an’ny empira izy ireo. Mety ho azon’ilay firenena imperialista ihany koa ireo tsena an-toerana ary mety ho voatery hividy na hivarotra amin’ilay governemanta imperialista na amin' ny indostrian’ny governemanta ny vahoaka.
 
Mety mahampananhaha mpanan-karena arysy hitondra tombon-tsoa maharitra ho an’ilay firenena imperialista ilayny politikapôlitika imperialista.
 
== Jereo koa ==
* [[Fanjanahan-tany]]
* [[PolitikaPôlitika]]
*[[Empira]]