Eritrea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[Sary:Location Eritrea AU Africa.svg|vignette]]
[[Sary:Eritrea - Location Map (2013) - ERI - UNOCHA.svg|vignette]]
I '''Eritrea''' dia firenena ao [[Afrika Atsinanana]]. I Asmara no renivohiny. Ao amin' ny sisin' ny faritry ny [[Tandrok'i Afrika|Tandrok' i Afrika]] i Eritrea. Firenena mpifanolo-bodirindrina aminy ao atsimo i [[Jibotỳ|Jiboty]], ao andrefana i [[Etiôpia]] ary ao avaratra i Sodàna. Manana velaran-tany mirefy 117,&nbsp;600 km<sup>2</sup> i Eritrea sady misy mponina miisa 6 &nbsp;081 &nbsp;000 tamin' ny taona 2020. I [[Italia]] sy i [[Britaina Lehibe]] ary i Etiôpia no nifandimby nanjanaka an' i Eritrea nandritra ny taonjato faha-20. Tamin' ny taona 1993 no nahazoany ny fahaleovan-tena taorian' ny tolom-panafahana izay naharitra 35 taona.
 
Atao hoe ''Érythrée'' i Eritrea amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]], ''Eritrea'' amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]], ''Irītrīyā'' amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] ary ''Értra'' amin' ny [[Fiteny tigrinia|teny tigrinia]].