Fiteny haosa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny haosa''' dia [[fiteny afro-aziatika]] tenenina ao Afrika Andrefana, ao Benina, ao [[Borkina Faso|Borkina-Faso]], ao [[Kamerona]], ao [[Kotidivoara]], ao [[Ganà]], ao [[Nizera]], ao [[Nizeria]], ao [[Sodana|Sodàna]], ao [[Tsady]], ao [[Togo]] ary ao [[Kongo-Brazavily]]. Iray amin'ireo fiteny telo ianarana sy tetenina ao Nizeria ny fiteny haosa, fanampin'ny [[fiteny ioroba]] sy ny [[fiteny igbo]].
 
== Jereo koa ==
 
=== Fiteny be mpampiasa ao Afrika ===
Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny [[fiteny arabo]], [[Fiteny soahily|soahily]], [[Fiteny frantsay|frantsay]], [[Fiteny anglisy|anglisy]], [[Fiteny pôrtogey|pôrtogey]], [[Fiteny berbera|berbera]], [[Fiteny fola|fola]] (na [[fiteny peola]]), [[Fiteny afrikansa|afrikansa]], [[Fiteny malagasy|malagasy]], [[Fiteny amharika|amharika]], [[Fiteny tigrinia|tigrinia]], [[Fiteny vôlôfo|vôlôfo]], [[Fiteny haosa|haosa]], [[Fiteny zolo|zolo]], [[Fiteny lingala|lingala]], [[Fiteny bambara|bambara]], [[Fiteny sômaly|sômaly]], [[Fiteny môre|môre]], [[Fiteny iôroba|iôroba]], [[Fiteny sôninke|sôninke]], [[Fiteny diola|diola]], [[Fiteny agny|agny]], [[Fiteny bete|bete]], [[Fiteny baole|baole]], [[Fiteny fanga|fanga]], [[Fiteny kitoba|kitoba]] ary [[Fiteny soso|soso]].