Fiteny fola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny fola''' na '''fiteny polo''' dia fiteny ao [[Afrika Andrefana]], ao amin'ny firenena sy fanjakana hita manamorona ny reniranon'i Senegal harany amin'ny an'i [[Nily]], izay miisa roapolo any ho any , ka isan'izany i [[Senegaly]], i [[Malỳ]], i [[Maoritania]], i [[Gambia]], i [[Ginea]], i [[Kamerona]], i [[Nizera]], i [[Borkina Fasô]], i [[Tsady]], i [[Nizeria]], i [[Ganà]], i [[Siera Leôna]], ary i [[Sodàna]].
 
== Jereo koa ==
 
=== Fiteny be mpampiasa ao Afrika ===
Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny [[fiteny arabo]], [[Fiteny soahily|soahily]], [[Fiteny frantsay|frantsay]], [[Fiteny anglisy|anglisy]], [[Fiteny pôrtogey|pôrtogey]], [[Fiteny berbera|berbera]], [[Fiteny fola|fola]] (na [[fiteny peola]]), [[Fiteny afrikansa|afrikansa]], [[Fiteny malagasy|malagasy]], [[Fiteny amharika|amharika]], [[Fiteny tigrinia|tigrinia]], [[Fiteny vôlôfo|vôlôfo]], [[Fiteny haosa|haosa]], [[Fiteny zolo|zolo]], [[Fiteny lingala|lingala]], [[Fiteny bambara|bambara]], [[Fiteny sômaly|sômaly]], [[Fiteny môre|môre]], [[Fiteny iôroba|iôroba]], [[Fiteny sôninke|sôninke]], [[Fiteny diola|diola]], [[Fiteny agny|agny]], [[Fiteny bete|bete]], [[Fiteny baole|baole]], [[Fiteny fanga|fanga]], [[Fiteny kitoba|kitoba]] ary [[Fiteny soso|soso]].