Kônsily fahefatra tao Kônstantinôpôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''KonsilyKônsily fahefatra tao KonstantinopolyKônstantinôpôly''' na '''KonsilyKônsily fahefatra tao KonstantinoplaKônstantinôpla''' dia konsily[[kônsily ekiomenika]] fahavalo teo amin' ny tantaran' ny Fiangonana kristiana. Io no konsilykônsily nampisaraka ny Fiangonan' i RomaRôma sy ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana|Fiangonan' i KonstantinopolyKônstantinôpôly]]. Io no konsily fahavalo. Notapahana fa ny Lovantsofina na Lovampinoana dia isan' ny fitsipiky ny finoana koa manampy ny [[Soratra Masina|Soratra masina]]. Nohelohina ny fiheverana ny olona ho fitambaran-javatra telo, dia ny vatana sy ny [[fanahin'ny vatana|fanahin' ny vatana]] ary ny [[fanahy]]; ary nohamafisina ny fiheverana ny olombelona ho fitambaran-javatra roa, dia ny vatana sy ny [[fanahin'ny vatana|fanahin' ny vatana]].
 
Nataon' ny [[Kristianisma Tandrefana|Fiangonana tandrefana]] hoe mivoaka amin' ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina|Fanahy masina]]: izany no atao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''[[Filioque]]'' ("sy ny Zanaka"). Tsy neken' ny Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa izany konsilykônsily izany. Nitsipaka ny fanovanana ny hoe ''Filioque'' amin' ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] izany konsilykônsily izany. Ny Fiangonan' i RomaRôma dia nino fa mivoaka amin' ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina]] fa ny Fiangonan' i KonstantinopolyKônstantinôpôly kosa tsy nanaiky an' izany fa nanamafy ny fivoahan' ny Fanahy Masina amin' ny Ray irery ihany.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[KonsilyKônsily voalohany tao KonstantinopolyKônstantinôpôly]]
* [[KonsilyKônsily faharoa tao KonstantinopolyKônstantinôpôly]]
* [[KonsilyKônsily fahatelo tao KonstantinopolyKônstantinôpôly]]