Kônsily fahatelo tao Kônstantinôpôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''KonsilyKônsily fahatelo tao KonstantinopolyKônstantinôpôly''' na '''KonsilyKônsily fahatelo tao KonstantinoplaKônstantinôpla''' dia [[konsilykônsily ekiomenika]] fahenina teo amin' ny tantaran' ny [[Kristianisma|Fivavahana kristiana]], izay natao tamin' ny taona 680 sy 681. Nambara tamin' io konsily[[kônsily]] io fa manana sitrapo roa i [[Jesosy|Kristy]] amin' ny maha olombelona sy [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] azy, dia sitrapon' olombelona sy sitrapon' Andriamanitra. Ny emperora Kostantino[[Kônstantino IV]] no nampanao io konsilykônsily io mba handaminana ny tsy fifanarahan-kevitry ny Fiangonan' i KostantinopolyKônstantinôpôly sy ny Fiangonan' i RomaRôma nateraky ny atao hoe [[Mônôtelisma|monotelismamônôtelisma]]. Nohelohina noho izany ilay atao hoe monotelismamônôtelisma izay milaza fa i Kristy dia tsy manana afa-tsy hery iray sy sitrapo iray, dia ny sitrapon' Andriamanitra, na dia manana [[Natiora (teôlôjia)|natiora]] roa aza.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[KonsilyKônsily voalohany tao KonstantinopolyKônstantinôpôly]]
* [[KonsilyKônsily faharoa tao KonstantinopolyKônstantinôpôly]]
*[[KonsilyKônsily fahefatra tao KonstantinopolyKônstantinôpôly]]