Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''KonsilyKônsily faharoa tao KonstantinopolyKônstantinôpôly''' na '''KonsilyKônsily faharoa tao KonstantinoplaKônstantinôpla''' dia konsily[[kônsily ekiomenika]] fahadimy natao teo amin' ny tantarannytantaran' ny Fivavahana kristiana. Nanamafisana ny fananan' i [[Kristy]] [[Natiora (teôlôjia)|natiora]] roa ny KonsilyKônsily faharoa tao KonstantinopolyKônstantinôpôly ka nambara fa sady olona no Andriamanitra i Kristy. Io no konsilykônsily fahatelo. Nohelohina ny asa soratra manohana ny [[nestorianisma]]nestôrianisma. Ny emperora Jostiniano no nampanao azy ary ny patriarka Eotikiiosy avy any KostantinopolyKônstantinôpôly no nitarika azy. Ny mba hanamafisan'ny Fiangonana ny fanamelohany ny soratry ny teolojiana telolahy, dia i TeodoraTeôdôra avy any MopsoestoMôpsoesto sy i TeodoretoTeôdôreto avy any Kira ary i Ibasy avy any Edesa, tamin' ny taona 553. Tsy tratra ny tanjon'ny emperora Jostiniano izay nikendry ny hampîhavana ny Kristiana kalkedoniana sy ny Kristiana monofizita[[Mônôfizisma|mônôfizita]] ao amin' ny tapany atsinanan' ny empira.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[KonsilyKônsily voalohany tao KonstantinopolyKônstantinôpôly]]
* [[KonsilyKônsily fahatelo tao KonstantinopolyKônstantinôpôly]]
* [[KonsilyKônsily fahefatra tao KonstantinopolyKônstantinôpôly]]