Kônsily voalohany tao Kônstantinôpôlisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Kônsily voalohany tao Kônstantinôpôly''' na '''Konsily voalohany tao Kônstantinoôpla''' dia [[kônsily ekiomenika]] faharoa nataon' ny Fiangonana kristiana taorian' ny Kônsily voalohany tao Nikea. Nanamafisana ny zavatra tapaka tao amin' ny Kôsilin' i Nikea io kônsily io izay nanalavana ny Fanekem-pinoana nikeana ka lasa [[Fanekem-pinoana nikeana|Fanekem-pinoan' i Nikea sy Kônstantinôpôly]]. Ny emperora [[Teôdôsio I]] no mampanao azy tamin' izany. Io kônsily io dia nanameloka ny fampianaran' i Makedônikôsy sy ireo pneomatômaka izay nanda ny maha Andriamanitra ny [[Fanahy Masina]]. Nohamafisiny ny maha Andriamanitra an' i Kristy sady nambarany fa Andriamanitra koa ny Fanahy Masina ary noraiketiny ilay fanekem-pinoana natao tamin'ny kônsily voalohany tao Nikea. Io kônsily io koa no nanome fahamboniana fara tampony ny [[eveka]]<nowiki/>n' i Rôma sy ny an' i Kônstantinôpôly amin' ny eveka rehetra. Tapaka fa Andriamanitra koa ny Fanahy Masina. Tsy nandray anjara tamin' io ny [[Fiangonana Latina|Fiangonana latina]].
 
== Fanekem-pinoanan' i Nikea sy Kônstantinôpôly ==