Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
Ny '''Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana''' na '''Fiangonana ôrtôdôksa katôlika''' na '''Fiangonan' ny kônsily fito''', izay fantatra indrindra amin' ny anarana fohy hoe '''Fiangonana ôrtôdôksa''' dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron' ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin' ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ôrtôdôksa maromaro izay samy niorina araka ny [[Kônsily fito]] nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonan' ny kônsily fito]]'''" izy. Ny ankamaroan' ny Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa tatsinanana dia hita ao [[EoropaEorôpa Andrefana]] sy ao [[Grisy|Grisia]] (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ôrtôdôksa koa ny tapany atsinanan' i [[Ranomasina Mediteranea|Mediteranea]] sy ao [[Afrika]]. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksaôrtôdôksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian' ny fanenjehana. Amin' izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ôrtôdôksa maneran-tany.
 
== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==
 
* Patriarkata ekiomenikan' i Kônstantinôpôly;
* [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ôrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]];
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Antiôkia ao Siria sy ny Atsinanana manontolo;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Jerosalema ho an'i Israely sy Palestina sy Jôrdania ary Sinay;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Jeôrjia;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i KiprosyKiprôsy;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Serbia;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Rosia;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Grisia;
* Fiangonana ôrtôdôksan'i Romania;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Bolgaria;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Albania;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Pôlônia;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Tsekia sy Slôvakia;
* Fiangonana ôrtôdôksan' i Okraina.
 
Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara]] dia isan'ny [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ôrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]].
 
== Jereo koa: ==
 
*[[Fiangonana ortodoksa atsinanana|Fiangonana ôrtôdôksa atsinanana]]