Miafizisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny [[miafizisma|'''miafizisma''']] na [[Miafizisma|'''miafizitisma''']] na '''henofizitismahenôfizitisma''' dia foto-pampianrana momba an' i Jesosy[[Jesoa Kristy]] izay ampianarin' ny [[Fiangonan'ny konsilykônsily telo]] izay tsy tokony hafangaro amin' ny [[monofizismamônôfizisma]] na monofitismamônôfitisma izay nomelohin' ny [[KonsilyKônsily tao KalkedonaKalkedôna]] na dia mifanakaiky aminy. Teny vao noforonina tamin' ny fiantombohan' ny taonjato faha-21 ny hoe ''miafizisma''.
 
== Ny monofizismamônôfizisma ==
Tao amin' ny tsy fifanarahan-kevitra momba ny [[Natiora (teolojia)|natiora]] na fomban'i Kristy tamin' ny tanjato faha-5 dia nampianatra ny monofizismamônôfizisma i [[Eotikesy]] ka nilaza fa tokana ny natioran'i JesosyJesoa Kristy, dia ny natiora maha Andriamanitra azy izay nitelina ny natiora maha olombelona azy "sahala amin' ny rano indray mitete ao amin' ny ranomasina".
 
Izany foto-pampianarana [[KristolojiaKristôlôjia|kristolojikakristôlôjika]] izany dia nivoatra tamin'ny taonjato faha-5 sy faha-6 tamin' ny alalan' i DioskoroDiôskôro, patriark' i Aleksandria hatramin' ny taona 444 ka hatramin' ny 454, avy eo noraisin' i Severo, patriarkan' i AntiokiaAntiôkia koa hatramin' ny taona 512 ka hatramin' ny 516, avy tamin' ilay raikipohy nasandratr' i Kirilo avy any Aleksandria hoe<ref><small>Raikipohin'i Apolinario avy any Laodikea izay ataony, nefa diso izany, fa an'i Atanasio avy any Aleksandria, Pierre Maraval, ''Le christianisme de Constantin à la conquête arabe'', PUF, 1997, <abbr>p.</abbr> 355.</small></ref>:
 
"μία φύσις τοῦ θεοῦ λόγου σεσαρκωμένη" / ''mía phýsis toû theoû lógou sesarkôménē'' (izay midika hoe "Tokana ny natiora tonga nofon'Andriamanitra Teny").
 
I Severo avy any AntiokiaAntiôkia dia namelabelatra io fampianarana io toy izao, araka ny tatitra nataon'ny eveka jakobitajakôbita Bar-Ebroio (na Bar-Hebreo):
 
"Ao amin' i JesosyJesoa Kristy dia tsy misy afa-tsy natiora iray, dia ilay an' Andriamanitra sy an' olombelona, izay tsy mifanjevo, tsy mifangaro ary tsy misy fahasimbana, sady mitoetra amin' ny maha izy azy hatramin' izay; sahala amin' ny natioran' ny olombelona izay misy natiora roa, ny an' ny fanahy sy ny an' ny vatana; ary ny vatana koa dia misy natiora roa, ny raha sy ny endrika, nefa tsy miova ho vatana ny fanahy ary ny raha tsy miova ho endrika<ref><small>François Nau, [https://archive.org/stream/EnQuelleMesureLesJacobitesSont-ilsMonophysites/JacobitesNauRoc1905#page/n0/mode/2up "En quelle mesure les Jacobites sont-ils monophysites ?"], ''Revue de l'Orient chrétien'',‎ 1905, <abbr>p.</abbr> 128-129 [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Farchive.org%2Fstream%2FEnQuelleMesureLesJacobitesSont-ilsMonophysites%2FJacobitesNauRoc1905%23page%2Fn0%2Fmode%2F2up tahiry]].</small></ref>.
 
Io fampianarana io no novelarin' i Joany FilopoFilôpo ao amin' ny boky atao hoe ''Tmimata'':
 
"Noho izany dia tsy milaza izahay fa misy ny natiora na hipostazin' ny maha Andriamanitra sy ny maha olombelona, fa ny an' i Kristy mitambatra; satria miaiky sy mitsaoka [an' i Kristy manana natiora tokana] na hipostazy, amin'ny maha mitambatra izany. Tsy ekenay velively ny fanimbana ny iray na ny fifanjevoan'izy roa. […] mino izahay fa tonga nofo ny Tenin'Andriamanitra, hany ka misy ny fiombonan' ny natioran' Andriamanitra sy ny an' ny olombelona<ref><small>''Chronique de Michel le Syrien'', tome II, livre VIII, chapitre XIII, [https://archive.org/stream/MichelLeSyrien2/michael_the_syrian2#page/n113/mode/2up <abbr>p.</abbr> 110] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Farchive.org%2Fstream%2FMichelLeSyrien2%2Fmichael_the_syrian2%23page%2Fn113%2Fmode%2F2up tahiry]].</small></ref>.
 
Io ilay fampianaran' i Eotikesy izay nomelohin' ny KonsilyKônsily tao KalkedonaKalkedôna.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[KristolojiaKristôlôjia]]
* [[JesosyJesoa]]
* [[Trinite]]
*[[ApolinarismaApôlinarisma]]
*[[MonofizismaMônôfizisma]]
 
== Loharano ==