Advento: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Replacing Gerard_Seghers_001.jpg with File:Gerard_Seghers_-_Dream_of_St._Joseph.jpg (by CommonsDelinker because: File renamed: Criterion 2 (meaningless or ambiguous name) · title of work).
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Adventskranz-1.Advent.jpg|vignette|274x274px|Satroboninahitry ny Advento]]
Ny '''[[Advento]]''' na [[Advento|'''Fiaviana''']], ao amin' ny [[Tetiandro litorjika kristiana|tetiandro litorjika]] kristiana, dia fotoana maharitra efatra herinandro mialoha ny [[Noely]] na [[Krismasy]] manomboka amin' ny andro [[Alahady]] manodidina ny 30 Novambra. Fotoana fiomanana alohan' ny fankalazana ny [[Fahaterahan'i Jesoa|nahaterahan' i Jesoa Kristy]] izany. Fiangonana kristiana maro no mitandrina sy mankalaza ny Advento na ny Fiaviana amin' ny maha andro fiandrasana ny fankalazana ny nahaterahan' i Jesoa Kristy (dia ny [[Noely]] na [[Krismasy]]) sy ny [[Fiaviana fanindroany|fiaviany fanindroany]] ety an-tany azy.
 
Ny Advento no fanombohan' ny [[taom-piangonana]] tandrefana sady manomboka amin' ny Alahady fahefatra alohan' ny Noely na Krismasy, izay atao hoe Alahadin' ny Advento, dia ny Alahady manakaiky ny 30 Novambra (ao amin' ny [[Fiangonana katolika romana|KatolikaKatôlika romanarômana]], ny [[Ortodoksa tandrefana|Ôrtôdôksa tandrefana]], ny [[Anglikanisma|Anglikana]], ny [[Loteranisma|Loterana]], ny Moraviana[[Fiangonana môraviana|Môraviana]], ny [[Presbiterianisma|Presbiteriana]], ny [[Metodisma|MetodistaMetôdista]]). Raha maharitra efatra herinandro ny fotoam-piandrasana ho an' ny Fiangonana katolikakatôlika sy Protestantaprôtestanta dia enina herinandro kosa ny fari-potoan' ny Advento ho an' ny Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa noho izy ireo mankalaza ny nahaterahan' i Jesoa amin' ny andron' ny [[Epifania]].
 
Fotoana manetriketrika ny Advento izay anombohan' ny taom-piangonana. Tsy manao fanamasinam-panambadiana ny [[Fiangonana katolika|Fiangonana katôlika]] mandritra io fari-potoan' ny Advento na Fiaviana io<ref name=":0"><small>"Avent", ''Microsoft Encarta'' 2009. 1993-2008 Microsoft Corporation.</small></ref>. Ny volomparasy no [[loko litorjika]] ampiasain' ny Fiangonana katolikakatôlika sy ny ankabetsahan' ny Fiangonana protestantaprôtestanta, nefa ny Fiangonana anglikana sy ny Fiangonana loterana dia mampiasa ny loko manga.
 
== Fiforonan-teny ==
Avy amin'nyNy [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Adventus'' nyno nohagasina hoe ''Advento,'' izay midika hoe "fiaviana" na "fahatongavana". Fotoana fanombohan' ny [[taom-piangonana]] ny Advento. Ny teny latina hoe ''Adventus'' dia nandikana ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''parousia'' izay ampiasaina hilazana ny [[Fiaviana fanindroany|Fiavian' i Kristy Fanindroany]].
 
== Ny lohahevitra amin' ny Alahady efatra ==
Ny fotoan' ny Advento dia misy Alahady efatra amin' ny ankamaroan' ny fiangonana fa enina kosa izany ho an' ny [[Kristianisma ortodoksa|Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa]]. Ao amin' ireo Fiangonana manaraka ny fombam-pivavahana romanarômana izay ampiasaina indrindra ao amin' ny Eglizy katolikakatôlika dia samy manana ny lohahevitra voizina ny Alahady tsirairay.
 
==== Alahady voalohany ====
[[Sary:The Last Judgement. Jean Cousin..jpg|vignette|254x254px|''Ny Fitsarana farany,'' nataon'i Jean Cousin]]
Amin' ny Alahady voalohany dia miompana amin' ny Fiavianfiavian' i Kristy Fanindroanyfanindroany ny lohahevitra. Arehitra ny [[labozia]] voalohany amin' io andro io. Ireto ny vakiteny fanao amin' izany:
 
*[[Bokin'i Isaia|Isaia]] 2.1-5; [[Bokin'ny Salamo|Salamo]] 121 (na 122 amin' ny Baiboly sasany); [[Epistily ho an'ny Romana|RomanaRômana]] 13.11-14; [[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]] 24.37-44.
* Isaia. 63.16 - 64.7; Salamo 79.2 (na 80.2 amin' ny Baiboly sasany); [[Epistily voalohany ho an'ny Korintiana|1Korintiana1Kôrintiana]] 1.3-9; [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]] 13. 33-37.
*[[Bokin'i Jeremia|Jeremia]]. 33.14-16; Salamo 24.4 (na 25.4 amin' ny Baiboly sasany); [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|1Tesaloniana1Tesalôniana]] (na 1Tesalonisiana1Tesalônisiana) 3.12 - 4.9; [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]] 21.25-36.
 
==== Alahady faharoa ====
[[Sary:Brueghel l'Ancien - La Prédication de Saint Jean-Baptiste.jpg|vignette|247x247px|''Ny toritenin'i Joany Batista'', nataon'i Pieter Bruegel der Ältere]]
Amin' ny Alahady faharoa dia mampahatsiahy ny toritenin' i [[Joany Batista]] (na [[Jaona mpanao batisa]]), izay tonga "nanamboatra mialoha ny lalan' i [[Iahveh]] (na Jehovah)", ny famakiana ny [[Filazantsara]] na ny Evanjely. Ny vakiteny hafa dia samy manana ny lohahevitra entiny avy koa. Arehitra ny labozia faharoa amin' io andro io. Ireto ny vakiteny fanao amin' izany:
 
* Isaia 11.1-10; Salamo 71 (na 72); RomanaRômana 15.4-9; Matio 3.1-12.
* Isaia 40.1-11; Salamo 84 (na 85); [[Epistily voalohany nosoratan'i Petera|2Petera]] (na 2Piera) 3.8-14; Marka 1.1-8.
*[[Bokin'i Baroka|Baroka]] 5.1-9; Salamo 125 (na 126); [[Epistily ho an'ny Filipiana|Filipiana]] 1.4-11; Lioka 3.1-6.
 
==== Alahady fahatelo ====
Amin' ny Alahady fahatelo dia mbola mikasika an' i Joany Batista ihany ny famakiana ny [[Filazantsara|Evanjely]], ireo vakiteny hafa dia momba ny fifaliana vokatry ny fiavian' ny Mpamonjy. Arehitra ny labozia fahatelo amin' io andro io. Ireto ny vakiteny fanao amin' izany:
 
* Isaia (na Izaia) 35.1-6a, sy 10; Salamo 145.7-10 (na 146.7-10); [[Epistily nosoratan'i Jakoba|Jakoba]] 5.7-10; Matio 11.2-11.
 
* Isaia (na Izaia) 61.1-2a, sy 10-11; Lioka 1.46-50, sy 53-55; TesalonisianaTesalônisiana (na TesalonianaTesalôniana) 5.16-24; [[Filazantsara araka an'i Jaona|Joany]] (na Jaona) 1.6-8, sy 19-28.
*[[Bokin'i Zefania|Zefania]] (na Sôfônia) 3.14-18a; Isaia (na Izaia) 12.2 sy 4-6; Filipiana 4.4-7; Lioka 3.10-18.
 
==== Alahady fahefatra ====
[[Sary:Gerard Seghers - Dream of St. Joseph.jpg|vignette|244x244px|''Ny nofin'i Josefa'', nataon'i Gerard Seghers, taona 1625-1630.]]
Ny Alahady fahefatra dia ifantohana amin' ny zava-nitranga momba an' i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] sy i [[Josefa (vadin'i Maria)|JosefaJôsefa]] izay mitarika mivantana ho amin' ny [[Fahaterahan'i Jesoa|fahaterahan' i Jesoa]], ary ireo vakiteny hafa dia momba izany ihany koa. Arehitra ny labozia fahefatra amin' io andro io. Ireto ny vakiteny fanao amin' izany:
 
* Isaia (na Izaia) 7.10-16; Salamo 23.1-6 (na 24.1-6). RomanaRômana 1.1-7; Matio 1.18-24.
*[[Boky faharoan'i Samoela|2Samoela]] 7.1-5 sy 8b-12 ary 14-16; Salamo 88.4-5 sy 25-30 (89. 4-5 sy 25-30); RomanaRômana 16.25-27; [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]] 1.26-38.
*[[Bokin'i Mikà|Mikà]] (na Mikea) 5.1-4a; Salamo 79.2-3 sy 15-16 ary 18-19 (na 80. 2-3 sy 15-16 ary 18-19); [[Epistily ho an'ny Hebreo|Hebreo]] (na Hebrio) 10.5-10; Lioka 1.39-45.
 
== Ny labozia sy ny satroboninahitry ny Advento ==
 
==== Ny isa sy ny lokon' ny labozia ====
[[Sary:Adventkranz andrea.JPG|vignette|247x247px|Satroboninahitry ny Advento sy labozia fanao any Kanada]]
Fanao amin' ny fiangonana toy ny any [[Alemaina]] sy amin' ny faritra sasany ao [[EoropaEorôpa]] ny manantona ilay atao hoe "satrobonisatroboninahitry ny Advento" na "satroboninahitry ny Fiaviana" izay anampiana labozia iray isan-kerinandro mandra-pahatongany ho efatra amin' ny andron' ny [[Noely]] (na [[Krismasy]])<ref name=":0" />. Matetika dia miloko mena ireo labozia ireo nefa misy ny mampiasa loko hafa toy ny manga, ny mavokely, ny volomparasy sns.
 
Ao [[Soeda]] dia jiro miloko fotsy no ampiasaina izay mariky ny fahadiovana ary ny satroboninahitra dia atokana ho an' ny fetin' i ''Sankta Lucia'' (Mb. Losia) amin' ny 13 Desambra. Ao [[Kanada]] dia labozia volomparasy telo sy labozia mavokely iray no ampiasaina amin' ny satroboninahitry ny Advento ka ny mavokely tsy arehitra raha tsy amin' ny Alahady fahatelo sady manambara ny fifaliana amin' ny fahataperan' ny fiandrasana. Any [[Aotrisy]] kosa dia miloko volomparasy ny labozia izay mariky ny fivalozana<ref><small>[https://diocese92.fr/faq/fetes_avent_traditions.htm "Traditions de l'Avent"], Diocèse de Nanterre [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2F92.catholique.fr%2Ffaq%2Ffetes_avent_traditions.htm tahiry]]</small></ref>.
nahitry ny Advento" na "satroboninahitry ny Fiaviana" izay ametrahansy anampiana a labozia iray isan-kerinandro mandra-pahatongany ho efatra amin'ny andron'ny [[Noely]] (na [[Krismasy]])<ref name=":0" />. Matetika dia miloko mena ireo labozia ireo nefa misy ny mampiasa loko hafa toy ny manga, ny mavokely, ny volomparasy sns.
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa]] dia mampiasa labozia miisa enina indraindray noho ny fotoam-pankalazany ny Fiaviana maharitra enina herinandro.
Ao [[Soeda]] dia jiro miloko fotsy no ampiasaina izay mariky ny fahadiovana ary ny satroboninahitra dia atokana ho an'ny fetin'i ''Sankta Lucia'' (Mb. Losia) amin'ny 13 Desambra. Ao [[Kanada]] dia labozia volomparasy telo sy labozia mavokely iray no ampiasaina amin'ny satroboninahitry ny Advento ka ny mavokely tsy arehitra raha tsy amin'ny Alahady fahatelo sady manambara ny fifaliana amin'ny fahataperan'ny fiandrasana. Any [[Aotrisy]] kosa dia miloko volomparasy ny labozia izay mariky ny fivalozana<ref><small>[https://diocese92.fr/faq/fetes_avent_traditions.htm "Traditions de l'Avent"], Diocèse de Nanterre [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2F92.catholique.fr%2Ffaq%2Ffetes_avent_traditions.htm tahiry]]</small></ref>.
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ortodoksa]] dia mampiasa labozia miisa enina indraindray noho ny fotoam-pankalazany ny Fiaviana maharitra enina herinandro.
 
==== Ny hevitry ny satroboninahitra sy ny labozia ====
Ny satroboninahitry ny Fiaviana dia mampahatsiahy nyan' i Kristy Mpanjaka sy ilay satro-tsilo natao teo amin' ny lohany tamin' ny fotoana nampijaliana azy. Ny isan-tokantrano koa dia afaka manamboatra satroboninahitry ny Fiaviana izay apetraka eo ambony latabatra na ahantona eo amin' ny varavarana fidirana ho mariky ny fitsenana sy fandraisam-bahiny<ref><small>[http://www.teteamodeler.com/dossier/noel/couronne-avent.asp "Préparer une couronne de l'Avent"], ''Tête à modeler'' [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.teteamodeler.com%2Fdossier%2Fnoel%2Fcouronne-avent.asp tahiry]]</small></ref>.
 
Marik' ireo dingana lehibe nanatanterahana ny Famonjena alohan' ny fiavian' ny [[Mesia]] ny labozia: ny voalohany mariky ny famelan-keloka azon' i [[Adama]] sy [[Eva]], ny faharoa mariky ny finoan' i [[Abrahama]] sy ny patriarka hafa izay nino ny fanomezana azy ireo ny Tany nampanantenaina ([[Kanaana (faritra)|Kanaana]]), ny fahatelo mariky ny hafalian' i [[Davida (Baiboly)|Davida]] izay hanan-taranaka tsy ho tapaka sady manambara ny fihavanany amin' Andriamanitra, ary ny fahefatra dia mariky ny fampianaran' ny mpaminany izay nanambara mialoha ny fanjakam-pahamarinana sy fiadanana. Ireo labozia efatra ireo dia mariky ny dingana lalovan' ny tantaran' ny olombelona: ny [[Famoronana (finoana sy fedrà)|Famoronana]] sy ny [[Fahatongavana ho nofo]] sy ny [[Fanavotana]] tamin' ny fahotana ary ny [[Fitsarana farany]]<ref><small>[http://www.hic.hr/bozic-hrvata01.htm "Božić u Hrvata"], ''Hrvatski Informativni Centar'' ([http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.hic.hr%2Fbozic-hrvata01.htm tahiry])</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Krismasy]]
* [[PentekostaPentekôsta]]
* [[Paska]] na Paka
* [[Andro niakarana]]
*[[Vanimpotoana Fiavian'ny Tompo (katolika)|Vanimpotoana Fiavian' ny Tompo (katôlika)]]
 
== Loharano ==